Litera M

A | B | D | E | F | G | H | I | J | K | L | M | N | O | P | R | S | T | V | Z
Manamanga: (manga) mt.p. (manamangà): Mahatonga ho mange. 1 Mandoko mang& Ahitsio
Manamangana: (mangana) mt p.: Mahatonga ho mangana. Ahitsio
Manamango: a.: Anaran-kafa nilazana ny tangena izay nampinomana ny olona voampan ga taloha. Ahitsio
Manamanitra: (hanitra) mt.p. (manamanira): Manao izay hahamanitra, hahatsara fofona: Manamanitra ny rivotra ny voninkazo. ~ Mahandro vary ho masaka tsar& Ahitsio
Manamanja: (manja) mal). (manamanjà): Mahatonga ho manja. F• Manoso-doko mania. Ahitsio
Manamanta: (manta) ma p.: Tsy manao tsara fahandro; ts manao tsar& Ahitsio
Manamantoanto: Mahamantoanto (antoanto) mt.p.: Manao ratsy masaka, manao nahandro tsy tsara masaka. Ahitsio
Manamaonjana: (onjana) mt. p.: Manao izay hamp ahavesatra. Ahitsio
Manamaro: (maro) mt.p. (manamaroa): Mahatonga ho ma-ro. Ahitsio
Manamasaka: (masaka) mt.p. (manamasaha): Manao izay hahamasaka, manotrika (voankazo); mandinika lalina. Ahitsio
Manamasina: Mankamasina (hasina) mt.p.: Manao fombam-pivavahana mba hahatonga ho masina, hanana hery, fahefana, hamboniana: Manamasina meday. 1 Manaja, mitsaoka: Tsy mety ny mankamasina ny sampy. Ahitsio
Manàmatra: (hamatra) mt. p. (manamara): Manarato ny tongotra na tanana tapaka. Ahitsio
Manamatroka: (matroka) mt. p. (manamatroha): Manao izay tsy hampahamiratra, hahavasoka. Ahitsio
Manambady: (vady) mt.p. (manambadia): Manana vady: 0-lona efa manambady iny ka aza antenaina intsony. ? Ma-ka vady na alaina ho vady: Lasa nanambady any larivo Ibozivao. Ahitsio
Manambahamba: (hambahamba) mt s.: Enti-milaza ny voronkely manainga (elatra) toa mitsapa hery alohan'ny hanidinany. Ahitsio
Manambàka: (ambàka) mt. p. (manambakà): Mamitaka amin'ny varotra (na amin'ny fakana tombony be loatra, na amin'ny fiangarana amin' ny lanja na amin'ny fivarotana zavatra tsaraivelany fotsiny fa ratsy na tsisy vidiny): Tokony hosazin'ny fanjakana mafy ny mpivarotra manambaka ? Manararaotra ny tsy fahalalan'ny olona iray ka mamitaka azy: Lozan'izay manambaka zaza fa tsy ho tantiny ny todin'izany. ? Miangatra na manao izay handresen'ny tena na haharesen' ilay mpifaninana amin' ny tena amin'ny fomba tsy an-drariny, an-kafetsena: Tokony hofadina ny manambaka amin'ny lalào, fa sady tsy rariny no mahamenatra. Ahitsio
Manambana: (ambana) mt.p. (manambàna): Manao fihetsehana mody mamely, mandrahona, mampatahotra: Manambana tehamaina ~ Efa rafla ho rovitra: Efa manambana ho rouitra na manambana (fotsiny) it? iambanao it?. Ahitsio
Manambany: (ambany) mt.p. (manambania): Manao ho tsinontsinona. Ahitsio
Manambara: (ambara) mt.p. (manambarà): Mampahalala zavatra iray nafenina na tsy fantatry ny olona iresahana: Nony ela ny ela, nanambara ny anaran'ny olona niaranangalatra taminy Rabe, 1 Milaza: Iza no nanambara izany taminao? 1 Mitory: Tsy manambara zavatra tsara izao riuotra izao: angamba misy tafiodrivotra miforona any ho any. Ahitsio
Manambatra: (tambatra) mt.p. (manambiwa) : Manakambana, mampiray:Iza no nanambatra ireto mpianatra rehetra ireto tato anatin'ny efitra iray? ? Manatontaly: Mbola tsy mahay manambatra it? zaza it?. ? Mampitohy: Nanambatra hazo. Ahitsio