Litera M

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Mielatra: (elatra) rat, s.: Miso. katra, mihefahefa (tahaka ny lambam3aravaran-kely tsofin'ny rivotra),tohiny
Mielatrelatra: (elatrelatra) mt, s,: Enti-milaza olona nibono. ka tao anaty lamba ka mana. kifika io lamba io, misehoseho…tohiny
Mielo: (elo) mt, s, (mieloa): Mitondra elo: Moa marina ve fa fady, hono, ny mielo antrano?tohiny
Miely: (ely) mt. s. (mieleza):Mihahaka amin'ny toerana ma-ro: Mieiy eny an-tsaha izao ny ombinay. 1 Mandeha…tohiny
Miemonemona: (emonemona) mt, s,: Mitoetra amin'ny toe. rana avo tsy dia marin.toerana tsara,'tohiny
Miempaka: Miempakempaka (empaka) mt, a,: Mienda.ko. ditra, miovaka: Efa miempa. ka be ihany ny tanako ka mbola…tohiny
Miempo: (empo) mt, s. (miempoa): Mitsonika tonga ranony noho ny hafanana: Miempo ny menaka raha vao sen. dra…tohiny
Miemponempona: (emponempona) mit. $,: Mitepotepo mafy (fo); miehakehaka, misefosefo (ny fiainana).tohiny
Miendaka: (endaka) rat, s, (mi. endaha): Miala mihelakelaka: Niendaka ny manjan'ny fitaratra.tohiny
Miendrika: (endrika) mt. Manana endriky ny,,,: Mien. drik'anjely,tohiny
Miendrinendrina: (endrina) mt, s.: Tonga na manao ffhetsik' olona ketrina, donana velona,taraiky.tohiny
Mienina: (enina) mt. s. (miene. na): Mizarazara enina.tohiny
Mienjika: (enjika) mt, s, (mien-/Ma): Milefa, mandositra: Nienjika tany an-tsaha ilay kisoa vao novidina. 1 Miha.…tohiny
Mienjina: (enjina) mt. s,: Mite. ny, mihetsika toy ny mamo,tohiny
Mienjinenjina: (enjinenjina) p, t, na rat, a,: Mijoro na mitoetra amin'ny toerana avo ka mampiseho fireharehana,tohiny
Mientana: (entana) mt, a,: Taitra sy miainga tampoka ao anaty, miontana: Nientana iray ihany ny foko,tohiny
Miepoka: (epoka) mt, s,: Mietry, miletaka noho ny mano. didlna. 1 h,o.: Tsy mipoitra, tsy mitranga (amin'ity…tohiny
Miera: (ara) mt. p. sady mt, s. (mier?): Mangata-dalana: Niera an-janany no nahatongavan-dRasoa. - F,-p,: Teny…tohiny
Mierina: (erina) mt, sady mt, s, (mierena): Tsy afa-po amin'izay nomena na azo, fa mbola mitady misimisy kokoa…tohiny
Mierinerina: (ertnerina) mt, s. (mierinerena): Mipetraka na mihaminkamina eo amin'ny toerana talaky maso,tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0184