Litera M

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Mieritra: Mieritreritra (eritra) mt. p. na mt. s, (mieritrereta): Mihevitra: Nieritreritra anao indrindra aho…tohiny
Mierona: (erona) mt, $, (mie. renia): Mamoaka feo toy nY mingonona aloha, dia miha. mafy, arahim-pihetsehana…tohiny
Mierotra: (erotra) mt, $,: Mamoaka feo hafahafa avy any an-tenda sy avy any an'orona isaky ny maka fofon'aina…tohiny
Miery: (ery) mt, s, sady mt, p, (miere): Miafina, misitrika amin'ny toerana tsy ahitana azy: Lasa niery any…tohiny
Miesanesana: (esanesana) mt, s.: Mandeha miadana toa manano sarotra noho ny habe na indrindra ny hatavezana,tohiny
Miesikesika: (esikesika) mt, s,: Mananosarotra raha mamindra noho ny hatavezana.tohiny
Miesinesina: (esinesina) mt, s,: Enti-milaza ny olona mamoaka feo maflmafy isaky ny miaina toy ny feo avoa. " kan'ny…tohiny
Miesona: (esona) mt, s,: Mandefa fofon'aina mibetroka rehefa matory,tohiny
Miesotra: (esotra) rat, s, (mie. sora): Miala amin'ny toerana misy na nasiana ny tena, mihataka: Miesora teo ianao…tohiny
Mietaketaka: (etaketaka) mt, s. (mietaketaha): Mirehareha miedinedina: Nietaketaka er? Rakotobe fa nomen'ny Fitsarana…tohiny
Mietiketika: (etiketlka) mt, s,: Mieboebo, mihagohago toetra,tohiny
Mietro: (etro) mt, a.: Misotxo toaka (f,s.b,).tohiny
Mietry: (etry) nit, a, (mietre): Miletsy, mifatratra: Mietry ny tokotany, - F,-p,: Mietry tena na ma. netry…tohiny
Mietsaka: (etsaka) mt, a,: Mi. hetsaka, mikoa, mirodana: Nietsak'ilay oram-be ny lalan-kely mankany aminay.tohiny
Mievanevana: (evanevana) mt, s,: Mijanona tay an'ny atsy tsy an'ny aroa, mialanalana: Mievanevana ny mPttondra eto…tohiny
Mievina: (avina) mt, s,: Mamoaka rivotra amin'ny orona tsy iniana atao fa mlbosesika mandeha ho azy ary mahatonga…tohiny
Mievoka: (evoka) mt, s na mt, P,: Mifoka etona na fofona mafana avy amin.lavamaniry nampangotrahina na dorana…tohiny
Mievotra: (evotra) mt, s.: Mibontsina ho avoavo, mlvohitra noho ny manodidina: Mi- evotra ny trafon'omby, 1 Miaina,…tohiny
Miezaka: (ezaka) mt, s. (miezaha): Manao haingana, malaky, dodona: Niezaka izy ka tonga uoolohany, 1 Miantoraka:…tohiny
Miezanezana: (ezanezana) mt. s,: Mitsangana, mijoro,tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0187