Litera M
Miditra: (iditra) mt, s, (midi. ra): Manao ditra: Midttra handeha Zomd ny zafikeli. k o. ? M.h.: Mitokona, mitokozihitra,…tohiny
Midizidizy: (dizldizy) p,t, na mt, Mihinjihinjy na midiridiry na mijajirika tsy mihetsika eo amin'izay misy azy,…tohiny
Midobebaka: (dobebaka) mt. s,: Mipetraka, mibahan-toerana noho ny hatezerana,tohiny
Midobibika: (dobibika) mt, s.: Miangona, mivangongo, mijanona mipetra-potsiny: Mido. bibika ao an.tokotany ao ny…tohiny
Midoboka: (doboka) mt, s,: Mitoetra, mipetraka, mi,jano. na elaela amin'ny toerana iray: Nidoboka tany an.tsena…tohiny
Midoboka: (doboka) mt, s,: Midafoka mafy ka mirohana sy migoboka: Andeha isika fa midoboka ny amponga, / Nisy…tohiny
Midodadoda: (dodadoda) mt, s,: Mirehitra misy lelafo be, midedadeda.tohiny
Midodadoda: (dodadoda) mt. P.: Mandanllany foana, mirobaroba,tohiny
Midodododo: (dodododo) mt, s, (midodododoa): Mandeha haingana, mihazakazaka: La_ sa nidodododo nankany antsena Izy…tohiny
Midofaka: (dofaka) rat, s.: Mivoaka hafanana sy fofona: Midofaka ery izany afon'ampombo izany,tohiny
Midofitra: (dofitra) mt, s,: Midona, mipoka: Natsatoko ta. min'ny tany ny angady ka nido fttra fotsiny,tohiny
Midogaga: (dogaga) mt, s, (mi. dogagd): Miandry, mitomoe. poana miandry: Axa midogaga eo re ianao, fa ndeha mba…tohiny
Midohadoha: (dohadoha) mt, s, na p.t.: Mirehaka, dedadeda. ka,tohiny
