Litera M
Mihosy: (hosy) mt. P. (mihose): Manitsakitsaka. • Manalemy ny bainga vonton-drano amin'ny fanitsakitsahan' ny…tohiny
Mihotakotaka: (hotakotaka) mt. s.: Mihovotrovotra no-ho ny fanampoizana loza na zavatra atahorana, izay re fa ho avy…tohiny
Mihotana: (hotana) mt. s.: Taitra ka mivarahontsana na mientan-kafaliana: Nihotana iray ihany ny foko nandre ny…tohiny
Mihotrakotraka: (t. tr.) p.t.: Somadodoka.
tohiny
Mihotsaka: (hotsaka) mt. s.: Mianjera, mirodana, mikoa noho izy vonton'ny rano: Nihotsaka ny tambohonay.
tohiny
Mihovotrovotra: (houotrovotra) mt. s.: Mibozongozona, mihontsonkontsona.
tohiny
Mihoy: (hoy) mt. s. (mihoiza): Miteny, manao. - F.-p.: Ilay mihoiza mihoiza: ilay idiran'izay loza.
tohiny
Mihozangozana: (hozangozana) p. t.: Reraka, malemy; trotraka.
tohiny
Mihozohozo: Mangozohozo (hozohozo) p. t.: Osa, reraka, mivembena fandeha: Antidahy efa mangozohozo io ka tsy tantananao.…tohiny
Mihozongozona: (hozongozona) mt, s.: Mihetsiketsika, mihevingevina: Mihozongozona ny nifiko. • Mihontsona, tsy marin-toerana:…tohiny
miiba: Fototeny: iba, ilazana ny isa ambanin'ny 0. Hijanona ho isa miiba ny toe-danjan' ny vola ampidirin'…tohiny
Miilika: (ilika) mt, a, (mifitha): Mitangorona, midodododo misisika: Miilika aty aminay ny fakonareo ka tsy manaikY…tohiny
Miisalahy: (isa) mt. s.: Mifarimbona amin'ny asa iray ka mitovy ny anjara raisin amin' izany: Ny angatahina amintsika…tohiny
