Litera M
Miongaka: (ongaka) mt. s. (miongaha): Miala, miesotra, la-sa: Niongaka izy rehetra. • Miendaka: Nipoaka ny vato…tohiny
Miongana: (ongana) mt. s. (miongàna): Mianjera ambony ambany, mihohoka: Niongana ny latabatra. • Lavo, po-traita:…tohiny
Miongotra: (ongotra) mt. s. (miongôra): Miala hatramin'ny fakany: Niongotra ho azy ilay bararata naniry tao atsinanan-trano.…tohiny
Mionitra: (onitra) mt. s.: Miefa: Nionitra ihany lahy ny fatiantony! • Misolo: Matokisa fa hionitra ny andronao…tohiny
Mionjinonjina: (onjinonjina) mt s. (mionjinonjena): Midoladola sady mamindra somary miaingitra kely.
tohiny
Mionona: (onona) mt. s. (mionbna): Mitony, mihaketraka, mihalefaka: Nionona ihany ny hatezerany. 1 Manaiky ny…tohiny
Miontailanina: (ontailanina) mt. s.: Mibilaka, mitongilana na misompirana; mandringa ila (rafitra).
tohiny
Miontana: (ontana) mt. s.: Mihendratra, mientana, taitra tampoka (ny fo): Niontana iray ihany ny fony noho ny…tohiny
Miorika: (orika) a.: Ny toerana misolampy miakatra avy any an-dohasaha ho any antenankavoana.
tohiny
Miorika: (orika) mt. s. (mioriha): Miakatra avy any an' avan-drano mankany an-doharano, izany hoe any amin' ny…tohiny
Miorina: (orina) mt s. (miorena): Mitsatoka: Miorina tsara ve io fefy io? • Mitsangana: Miorina lauitra ny tanna…tohiny
Mioritra: (oritra) mt. s.: Miforiporitra: Nioritra ny lamba tao am-bata ka pasohy alohan'ny hitondranao azy. ?…tohiny
