Litera M
Miraharaha: (raharaha) mt. s. na mt. p. (miraharahà): Mikarakara: Tsy miraharaha ny zanany akory izy. • Mihevitra,…tohiny
Mirahavavy: (rahauauy) p. t.: Enti-milaza ny fifatoram-pihavanana misy amin'ny vehivavy roa na maro iray tampo.…tohiny
Mirahona: (rahona) p.t.: Mitarehin-drahona, mitoe-drahona, mivolon-drahona: Fatratra izany raha tarehin'olona;…tohiny
Miraika: (raika) mt. s. (miraiha):Mirona, mitongilana: Miraika ity andry ity izany fa aza manakaiky eto.
tohiny
Miraikiraiky: (raikiraiky) p.t.: Varimbariana, misalasala be ihany, miadam-piasa. • Adaladala, mitahontahona.
tohiny
Miraikitra: (raikitra) mt. s. (miroiketa): Mipetaka, mifetaka: Tsy miraikitra tsara amin'ny valopy ny hajia. • h.o.:…tohiny
Miraingiraingy: (raingiraingy) mt. s.: Fanina mila hianjera.
tohiny
Miraingitra: (raingitra) mt. p. (miraingeta): Mitondra (zavajavatra betsaka tsy dia misy hilana azy loatra), mirongotra.…tohiny
Miraingy: (raingy) p, t. : Enti-milaza ny afo azo amin'ny fandraingena: Afo miraingy io fa tsy afo azo tamin'ny…tohiny
Mirajaraja: (rajaraja) p.t.: Manerinefina.
tohiny
Mirakandrakana: (rakandrakana) mt, s.: (tahom-bary) Mahitsy ary somary mahalankalana: Toa tsy dia hampakatra uary firy…tohiny
Mirakaraka: (rakaraka) mt. s.: Mitondra volo tsy voarandrana: Nirakaraka uolo Rasoa niuoaha ny trano.
tohiny
Mirakitra: (rakitra) mt. P. (miraketa): Manangona, mihary: Loza raha hirakitra ny olona kahihitra. • Mitahiry:…tohiny
Mirakorako: (rakorako) mt. s.: Enti-milaza ny volo tsy mirandrana fa misavoritaka, tsy milamina fa midrakadraka…tohiny
Mirakotra: (rakotra) mt. s. (mirakofa): Misy rakotra na firakofana eo amboniny, misarona: Matory tsy mirakotra…tohiny
Miramarama: (ramarama) p.t.: Sady lava no matsilotsilo, tsokitsoky loha: Miramarama ny tandrok'ity omby ity. • Tonga…tohiny
Miramborambo: (ramborambo) mt. s.: Mikirazorazo.
tohiny
Miramondramona: (ramondramona) mt. s. (miramondramôna): Mitsako sady mingonongonona.
tohiny
