Tsopitsopy | : | a.: Hazavana kely mitsilopy. ~ Maso pahimpabina, manjavona. ~ Fahantrana, fahareradrerahana; fitsilopilopiana. - t.i.f.: Atsopitsopy, tafatsopitsopy / mitsopitsopy, fitsopitsopy, mpitsopltsopy / itsopitsopiana, fitsopitsopiana / mahatsopitsopy.
Ahitsio |
Tsopoka | : | Mitovy amin'ny Tsapaka.
Ahitsio |
Tsora | : | a.: Vy anidina, ranomby voaempo.
Ahitsio |
Tsoraka | : | a.: Toetran'ny zavatra madinika sy marotsaka. - t.i.f.: Matsoraka. - F,-p,: Tsora-by: anja-by lavalava. / Tsora-kazo: rotsakazo. / Tsorak'olona: tovovavy manifinify, kivahimbahiny. / Tsora-pitaratra na tsora-tamaboha: fantsom-pitaratra.
Ahitsio |
Tsoraka | : | a.: Mari-piianonantsoratra (!) izay ampiasaina eo aorian'ny tenim-piontanana na mamarana fehezanteny misy fihetseham-po: Indrisy! mandalo tokoa izany tao na!
Ahitsio |
Tsoriaka | : | a.: Fikorianan-javatra toy ny rano, ny vy anidina, ny vy noempoina; firiotran-javatra, toy ny tselatra, ny tainkintana; fandosirana haingana raha hita; fandadizam-biby toy ny bibilava, amalona... - t.i.f.: Atsoriaka, voatsoriaka, tafatsoriaka j manatsoriaka, fanatsoriaka, mpanatsoriaka f anatsoriahana, fanatsoriahana 1 mitsoriaka, fitsoriaka, mpitsoriaka / itsoriahana, fitsoriahana / mahatsoriaka / taoriadriaka.
Ahitsio |
Tsorika | : | ft.: Fikorianan-drano manaraka ny rindrina na ny vatolampy. ? Fikorianan-dranomaso manaraka ny takolaka... 1 t.!. f.: Mitsorilsa; manorika, fanorika / anorihana, fanorihana.
Ahitsio |
Tsorina | : | (tsotra) mt. ih. (tsory): Lazaina tsy misy olakolaka: Tsory ny teninao. *Tay atao be aingitraingitra: Notsorina ny fanambadian'ny ankizy.
Ahitsio |
Tsoritsoriny | : | na Tsorotsorony a.: Teny ilazana ny vody mangahazo na vomanga tsy mba botabota fa madinidinika ary marotsadrotsaka.
Ahitsio |
Tsoroaka | : | p.t.: Lava ary mahitsy. - t.i.f.: Mitsoroaka, fitsoroaka, mpitsoroaka.
Ahitsio |
Tsorofoka | : | sy Tsoropoka a.: Fidirana avy hatrany, manao bao tsy mivily; fisosososoana; fisisihana. - t.i.f.: Atsorofoka, voatsorofoka, tafatsorofoka / manatsorofoka, fanatsorofoka, mpanatsorofoka / anatsorofohana, fanataorofohana, anatsoropohana, fanataoropohana j mitsorofoka, fitsorofoka, mpitsorofoka / itsorofohana, fitsorofohana; itsoropohana, fitsoropohana j mahatsorofoka / tsomfodrofoka.
Ahitsio |
Tsorokonangatra | : | a.: Mitovy amin'ny Tsirokonangatra.
Ahitsio |
Tsoropaka | : | Mitovy amin'ny Tsarapaka.
Ahitsio |
Tsorordka | : | a.: Firarahan-drano avy eny ambony hidina any ambany.I Atsororoka, voatsorordka, tafatsororoka / manatsororoka, fanatsororbka, mpanatsorordka / anataorordhana, fanatsororôhana 1 mitsororbka, fitsorordka / itsorordhana / mahatsororoka.
Ahitsio |
Tsororika | : | p. t.: Lava manify, malemilemy. - t.i.f.: Mitsororika, fitsororika 1 itsororihana, fitsororihana / tsororidrorika.
Ahitsio |
Tsorotsaka | : | Mitovy amin'ny Korotsaka.
Ahitsio |
Tsorotsorona | : | Mitovy amin'ny Tsoritsoriny.
Ahitsio |
Tsotahana | : | (tsotaka) mt. pdr. (tso tahy) : Idirana (zavatra mafimafy ao anaty rano na fotaka).
Ahitsio |
Tsotaka | : | ft.: Feon'ny zavatra mafimafy (vato, vy...) mitsofoka ao anaty rano na fotaka; feo re mitsopaka amin' ny fidiran'ny tongotra ao anaty fotaka mandrevo. - t.i.f.: Tsotahana, atsotaka, voatsotaka, tafatsotaka / manatsotaka, fanatsotaka, mpanatsotaka / anatsotahana, fanatsotahana / mitsotaka, fitsotaka / itsotahana, fitsotahana / mahatsotaka / tsotatsotaka.
Ahitsio |
Tsotra | : | p. t.: Mahitsy tsy misy mivonkina: Tsotra tahaka ny tsinaim-balala. ~ Mora tsy manahirana ny fanaovana na fampiasana azy: Milina tsotra ity anao ity. 1 Mora azo, tsy be olakolaka na miolikolika: Lahateny tsotra./Valinteny tsotra. ~ Tsy manan-kevi-dratsy hamely, tsy manafinafin-kevitra: Tsotra ohatra ny zazakely. ~ Mora badoina: Tsotra loatra izy ka ambakain'ny sasany. ? Tsy be aingitraingitra na fombafombany: Manao fitafiana tsotra izy. - t.i.f.: Tsorina, atsotra, voatsotra, tafatsotra / manatsotra, fanatsotra, mpanatsotra / anatsorana, fanatsorana / mitsotra, fitsotra, mpitsotra / itsorana, fitsorana / mahatsotra / tsotsotra.
Ahitsio |