Litera V
Voraka: p.t.: Boraka, mivaha: Voraka ny fehikiraroko. ~ Miveraberaka; tsy mihaja: Hehy voraka. • a.: Famborahana…tohiny
Voravora: p. t,: Borabora, ketraka, goragora, gorera. • Mitaraikiraiky, veravera. - t.i.f.: Voravoraina, avoravora,…tohiny
Voravoraina: (voravora) mt. ih, (voravorao): Asafotofoto, asavorovoro.
tohiny
Vorery: p. t.: Maloto, be tsikoko, maharikoriko; afa-baraka. i t. L f.: Mamorery, famorery, mpamorery.
tohiny
Voretra: p.t.: Tsy mahavatra mikarakara na manadio ny tenany sy izay mikasika azy, ka maloto maharikoriko lalandava.…tohiny
Vorika: a.: Mosavy mahafaty. - t.i.f.: Vorehina, avorika, voavorika 1 mamorika, famorika, mpamorika / amorehana,…tohiny
Vorina: (vory) mt. ih. (vorio): Antsoina ho tonga miaraka amin'ny toerana iray: Novorina teo an-tokotanibe ny…tohiny
Vorivorina: (vorivory) mt. ih. (vorivorio): Boriborfna, a-tao tonga vorivory: Vorivorio io hazo io.
tohiny
Vorivoriny: sy Vorivorinkena a.: Anarana ilazana ireo kitapo faharoa sy fahatelo amin'ny vavonin'ny biby mandinika…tohiny
Voromahailala: a.: Vorona mpihinam-boan-iavamanirY ary fatra-pivelona miaraka, tsara hena ka ompian'ny olona. (Mahavita…tohiny
Voromahery: a.: Karazam-borona mpihaza sy mpihinankenam-biby velona; mety ho lehibe sy matanjaka ny voromahery any…tohiny
