Litera V
Vono: a.: Famelezana, fikapohana: Matim-bono any io zozo io fa aza apetraka any intsony. 1 Fanalana aina,…tohiny
Vonoana: (vono) a,: Fahavoazana mihatra hatramin'ny aina: Vonoan'olona. • Fandringanana, fandripahana.
tohiny
Vonoina: (vono) mt, ih. (vo-no y): Kapohina, asiana, velesina: Nahoana no vonoin' Ikoto foana ny zanako? 1 Alana…tohiny
Vonona: p.t.: Vita fiomanana hanao na hitsena zavatra izay mety ho tonga na ampoizina ho tonga: Vononkiady ny…tohiny
Vononina: (vonona) mt, ih. (vonony): Atao vonona, omanina, amboarina mialoha: 104 Vonony ny vatsy fa hanainga…tohiny
Vonono: (v-on-ono) mt, ih. misy sisika on: Voavono, taperina ny aina, vonoina: Bibiiava vonono: tsy tongotra…tohiny
Vonosotry: a.: Fomba fitsapana ny tangena amin'ny akohokely mba hampisehoana fa ny tangena dia mpitsara mahay:…tohiny
Vontangina: a.: Fivontosana, fibontsinana i tif:: Mamontangina / mivontangina, fivontangina.
tohiny
Vontirika: a.: Toetran'ny maso mivandravandra be toa hivoaka ny taola-maso. - t.i.f.: Avontirika, voavontirika…tohiny
Vonto: p.t.: Lena hatrany anaty, lena tanteraka: Vonton' ny ranonorana ny akanjony. ~ Tanteraky ny...: Vonton'…tohiny
Vontona: sy Vontony a: Enti-milaza ny afovoany amin' ny zavatra telo milahatra: ny antenatenany, toy ny ambainy…tohiny
Vontosana: (vonto) mt. ih. (vontosy): Atao tantera-drano, bobo-drano: Vontosy rano ity lamba ity. ? Hosorana manontolo:…tohiny
Vony: Voniny a: Ilay bokony mena mavokely amin'ny zavamaniry izay mamontsina dia vaky felana ary misy tonga…tohiny
Vony: Vonivony p.t.: Loko na volon-javatra sahala amin' ny tamotamo; haboka: Vony ny tamenak'atody.
tohiny
Voraingina: Mitovy amin'ny Boraingina.
tohiny
