Ampidiro aloha ny tenimiafina
Litera V
Vongaingy: sy Vongaingika a.: Fiforetana eo ambany entamavesatra. - t.i.f.: Avongaingy, tafavongaingy 1 manavongaingy…tohiny
Vongana: a.: Didy na tsorianjavatra mivaingana iray manontolo: Vongan-kena. - t.i.f.: Vonganina, avongana, voavongana…tohiny
Vongatraka: p.t.: Mena midorehitra. - t.i.f: Mivongatraka.
tohiny
Vongavonga: p. t.: Ngezabe, makadiribe, botrefom-be. i t.i.f.: Mivongavonga.
tohiny
Vongehina: (vongika) mt. ih. (vongeho): Entina amim-pahasahiranana izaitsizy: Inona ihany ity zavatra vongehinao…tohiny
Vongengy: Jer. Vongaingy. Vongika a,: Fitondrana zavamavesatra. - t.i.f.: Vongehina, avongika, voavongika; tafavongika…tohiny
Vongitrika: o.: Fijery mandrahona, mahatahotra. - t.i.f.: Avongitrika, tafavongitrika / mamongitrika, famongitrika,…tohiny
Vongo: sy Vongovongo a.: Fitobfana mitontohitra, fiavosana mifanongôa, fibokitra. i t,i.f.: Avongo, voavongo,…tohiny
Voninahitra: a.: Fankatoavana olona noho ny hatsaram-panahiny na fahaizany na zavatra lehibe vitany: Nahazo voninahitra…tohiny
Voninkazo: a.: Organa mampitombo taranaka ny ankamaroan'ny zavamaniry, izay mizara roa: ny fitoeram-boa ary ny…tohiny
Vonjena: (vonjy) mt, (vonjeo): Itondrana vonjy, alana amin'ny loza: Vonjeo haingana ir? zozo ir? fa nianjera…tohiny
