Litera Z

A | B | D | E | F | G | H | I | J | K | L | M | N | O | P | R | S | T | V | Z
Zefatra: a.: Vesatra, lanja. J t.i,f.: Mazefatra. Ahitsio
Zehena: (zehy) mt.ih. (zehèo): Refesina amin'ny zehy: Zeheo kely ny hala- 105-, uan'ny rindrina atsimo. ? Ferana, faritana, fangitana: Tsy azo zehena ny fahefan' Andriamanitra. Ahitsio
Zehivava: a.: Harona boribory samy iray injehy ny vavany sy ny halaliny. Ahitsio
Zehozeho: a.: Teny ilazana fandeha miadana ary mibaikabaika toy ny an'ny antitra, mihozohozo raha mandeha. - t.i.f.: Mizehozeho, fizehozeho, mpizehozeho / izehozehoana, fizehozehoana / mahazehozeho. Ahitsio
Zehy: a.: Halavan-drefy hatreo amin'ny ankibe ka hatramin' ny tendron'ny fanondroadala henjanina tsars. — Ny zehy dia fampiasa indrindra amin'ny fandrefesana farafara, sakan-tenona, hatevenandrindrina: Ny halauan'ny zehy iray dia mitovy amin'ny voantondro valo na folo eo ho eo. (Marihina fa ny filazana ny refy amin'ny zehy dia hoe: irain-iehy, roan-jehy, telon-jehy sy ny sise... fa tsy lazaina hoe: iray zehy na roa zehy na telo zehy...). - t.i.f.: Zehena, azehy, voazehy, zinehy / manjehy, fanjehy, mpanjehy / anjehena, fanjehena j mahazehy / zehizehy. Ahitsio
Zendana: p.t.: Gaga tsy mahateny fa kehana foana amin' ny fahitana zavatra iray tsy nampoizina eo amin'ny toetrany; talanjona; mitampimbava: Zendana aho nahita ilay vy be an-taonina maro misosa miakatra eny amin' ny habakabaka - t.i.f.: Mahazendana. Ahitsio
Zenizeny: p.t.: Botribotry, fohy mibotetateta. Ahitsio
Zenjena: a: Fandehandehanana tsy misy antony. - t.i.f.: Manjenjena, fanienjena, mpanjenjena / mizenjena fizenjena, mpizenjena 1 anjenjenana, fanjenjenana I izenjenana, fizenjenana I mahazenjena. Ahitsio
Zeny: p.t.: Fohy kely, iva dia: Olona zeny (jer. Bozeny). 1 t.i.f: Zenizeny. Ahitsio
Zepe: (fr. des épées) a.: Sabatra. Zeperona (fr. des éperons) a: Vy mifaraingo apetaky ny mpitafngin-tsoavaly amin'ny wpditongo-kirarony ka anindronany ny takiban-taoavaly rehefa tiany hihazakazaka mafy. Ahitsio
Zepizepy: ft.: Niavian'ny hoe "Manjepizepy, fanjepizepy". Ahitsio
Zepoleta: (fr. les épaulettes) a: Kiramborambo eny amin'ny sorok'akanjon'ny miaramila izay matetika azo amantarana ny gradiny. Ahitsio
Zera: a: Fandabohana, fandavoana, fanaovana izay hahapotraka. 1 tif: Zeràna, azera, voaze• ra, zinera / maniera, fanjera, mpanjera / anjerana, fanjerana / mianjera, fianjera, mpianjera 1 ianjerana, fianjerana / mahazera 1 zerazera. Ahitsio
Zerana: (zera) mt. ih. sy pdr. (zerao): Latsahana: Nozeran' ny taila ny lohan janako. ~ Asiana, riatana: Nozeran'ny miaramila ny fahavalo ka rifatra nandositra. ? Tsipazana (zavatra mavesatra): Nozerany vato be ilay bibilava ka dangy ter)). Ahitsio
Zerizery: ft.: Niavian'ny: Manjerizery, fanjerizery, mizerizery, fizerizery. Ahitsio
Zero: a.: Jer. Aotra. Ahitsio
Zetra: a.: Fandehanana na fanaovan-javatra misosa milamina tsara; fizorana tsy misy misakantsakana (jer. Zotra). - t.i.f.:Mizetra, fizetra, mpizetra j izerana, fizerana j mahazetra I zejetra. Ahitsio
Zevazeva: a.: Toerana banga eo anelanelan'ny zavatra roa. ~ p.t.: Tsy an'ny atsy tsy an' ny aroa, eo anelanelany. Ahitsio
Zevo: sy Zevozevo ft.: Fifangaroan-javatra. i t. t.f.: Zevoina, zevozevoina, azevo, voazevo, zinevo, tafazevo/ manjevo na manjevozevo, fanjevo na fanjevozevo, mpanjevo na mpanjevozevo j anjevoana, fanjevoana I mifanjevo. Ahitsio
Zevoina: Zevozevo (zevo) mt. ih. (zevoy, zevozevoy): A-fangaro, afangaroharo. Ahitsio