Litera m
Milodilody: (lodilody) mt. s.: Kaodikaody mandositra o10-na, matahotra na menamenatra mifanerasera amin'ny maro.…tohiny
Milofika: (lofika) mt. s. (milofiha): Miondrika, mile titra ny loha, tsy miarina tsara amin'ny toerana misy ny…tohiny
Milofo: (lofo) mt. s. (milofosa): Miezaka amin-kiry, mampiasa ny hery rehetra azo a-tao, mikely aina: Nilofo…tohiny
Miloha: (loha) mt. s.: Miendrika lohan-javatra toy izao na toy izao: Miloha lefona ny tahon'ny saina.
tohiny
Milohaloha: (lohaloha) mt. s.: Mihambo ho lohany, miseho ho mandidy ny hafa.
tohiny
Miloka: (loka) mt. s. (milokà): Milalao vola (misy zavatra iadiana: karatra, kodiakely, hazakaza-tsoavaly...…tohiny
Miloloha: (loloha) mt, p. (milolohava) :Mitondra (zavatra) eo ambony loha: Hitako niloloha sobiky nankany antsaha…tohiny
Milomano: (iomano) mt. s. (milomanosa): Misosa amim-pahaizana ao anaty rano: Mianatra miiomano Ibalita. ? h. o.:…tohiny
Milomodomotra: (lomodomotra) mt. s.: Miseho sosotsosotra, kitokitoina.
tohiny
Milona: (lona) mt. s. (miloma): Mijanona maharitra ao anaty rano: Raha tiana hadio tsara ny lambanao, avelao…tohiny
Milondolondo: (londolondo) p.t.: Sorisorena, mavesabesatra toa ta hatory ny maso, tsy falifaly fa kamo. ? h.o.: (andro)…tohiny
Milonika: (lonika) p.t.: Osaosa sy ketraketraka; mavesabesatra sy mitanondrika toa tsy mahazaka loba.
tohiny
Milonjehitra: (lonjehitra) mt. s.: Mitanondrika ny loha no-ho ny havesatry ny zavatra manindry, milofika noho ny havesatry…tohiny
Milonjitra: (lonjitra) p.t.: Trotraka, osa.
tohiny
