Litera m

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Milopilopy: (lopilopy) mt. s. (milopilopia): Mipipy maso, mipendrampendrana: Milopilopy izany hazavana izany ka…tohiny
Milotaka: (lotaka) p.t.: Malemy, mifotetaka. tohiny
Milotika: (lotika) p.t.: Malemy boda: Milotika loatra ity vary ity. ? Maloto, misotisoty, misotitika: Hatramin'ny…tohiny
Milotsaka: (lotsaka) p.t.: Motsika ao anaty rano. tohiny
Milozoka: (lozoka) mt, s. (milozoha): Milofo amin'izay a-tao, miezaka amin'ny fianarana: Milozoka amin 'ny asany…tohiny
Milozotra: (lozotra) mt. s.: Mikikitra amin'ny asa iray nefa tsisy vokany. tohiny
Mima: (ma) mt. s.: Mitrena. tohiny
Mimalo: (malo) mt, s.: Matahotxa ka mihemotra, tsy sahy mandroso na manao. tohiny
Mimamà: (mamà) mt. s.: Mitrentrena, mitrena matetika. * Ohab.: Ataovy hanin'omby sady mimamà no miraoka, fa…tohiny
Mimamamama: (mamamama) mt. s.: Enti-milaza zavatra mamoaka feo mafy, mifofofofo, mimaona: Misy matahotra, fa izaho…tohiny
Mimamo: (mamo) mt. s. (mimamoa): Misotro be loatra ka tonga mamo: Nimamo tany indray izay Rakoto. tohiny
Mimaola: (maola) mt. s.: Mipelipelika, mijefijefy. tohiny
Mimaolamaola: (maolamaola) mt. s. na p.t.: Mihetsiketsika mijefijefy, mipelipelika: Olona efa dimampolo taona iny…tohiny
Mimaona: (maona) mt. s.: Miriotra mafy, mandeha sady haingana no mafy: Nimaona niankandrefana any izy. tohiny
Mimasimasy: (masimasy) mt. s.: Midarondarona, midonanaka.l Misalasala be ihany. tohiny
Mimaso: (maso) mt. s. (mimasoa): Mikezaka, mikely aina. ¶ M.h.: Jer. Milofo. tohiny
Mimeda: (meda) mt. s.: Miadam-panao zavatra, mitaredretra. tohiny
Mimenomenona: (menomenona) mt. s. (mimenomenona): Mitaraindraina be noho ny tsy fahafaliana: Nimenomenona Prato fa…tohiny
Mimeo: (meo) mt, s.: Manao feon-tsaka. tohiny
Mimintsimintsy: (mintsimintsy) mt, s.: Mifaly. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.021