Litera t
Tsikakakaka: a.: Hehy mafy sady lavareny. F• Feon'akohovavy raha misy zava-manaitra na mampitahotra azy. - t.i.f.:…tohiny
Tsikala: na Tsikalana a.: Zavatra atao ambanin'ny zavatra iray hafa mba hatao efitra tsy hikasihany tany; kàka:…tohiny
Tsikalana: na Tsikalaina (tsikalana) mt. ih. (tsikalano, tsikalao): Asiana tsikalana: Tsikalao io uata hazo io…tohiny
Tsikamokamo: p.t.: Malaindaina, tsy rotodrototra. - t.i.f.: Mitsikamokamo, fitsikamokamo.
tohiny
Tsikanikany: ft. niavian'ny teny hoe: Mitsikanikany, fitsikanikany, mpitsikanikany.
tohiny
Tsikanina: na Kanina a.: Fitonoana, fanatsatsihana eo ambony na akaikin'ny afo amin'ny salazam-by na amin' ny vy…tohiny
Tsikaonkaona: Jar. Kaonkaona.
tohiny
Tsikarakara: a,: Toetran'ny zavatra manify na misy rafikazo na rafi-by mahalankalana ka mety ho hita ny ao anatiny.…tohiny
Tsikaretika: a.: Jer. Tsipetrika.
tohiny
Tsikaritra: mt. ih.: Sandra hita, hita miserana, mitsipalotra. - t.i.f.: Voatsikaritra 1 mahatsikaritra.
tohiny
Tsikarohina: (tsikaroka) mt. ih. (tsikarohy): Hohazana; anetsehana ny tongotra amantanana.
tohiny
Tsikaroka: a.: Fihohihozana amin'ny tongotra aman-tanana, fanetsiketsehana tanana na tongotra mitsiparaka ao anaty…tohiny
Tsikarokalika: a.: Karazan-domano mitsorofodrofoka fotsiny ao anaty rano, manao izay tsy hilentehana.
tohiny
Tsikebona: a.: Fanetsiketsehana ny fotaka na loto ao anaty rano; famohafohazana ny lasa efa mandry. ~ Loiloy. -…tohiny
Tsikebonina: (tsikebona) mt. ih, (tsikebony): Hetsiketsehina (ny fotaka na ny loto ao anaty rano).
tohiny
Tsikefakefaka: a.: Enti-milaza zavatra miendaka amin'ny laniny iray ary miraikitra amin'iray hafa. - t.i.f.: Tsikefakefahina,…tohiny
