Litera a
Atakitsoka: (takitsoka) mt. at. (atakitsohy): Atsipy, alentika lalina dia lalina, ahitsoka lalina.
tohiny
Atakizina: (takizino) mt. at. (atakizino): Atao mitakizina, avala ao anatin'ny maizina. ? Atao tonga fadiranovana.…tohiny
Atakoditra: (takoditra) mt. at. (atakodiro): Andrahoina aman-kodiny: Atakoditra ny ovy sy ny vomanga matetika. tohiny
Atakotroka: (takotroka) mt. at. (atakotrohy): Atao mipoaka mafy,
tohiny
Atalaho: (talaho) mt, fit. (atalahoy): Entinamitalaho (toy ny tanana, ohatra izany, ny vava sy molotra...). tohiny
Atalantalana: (talantalana) mt. at. (atalantalano): Atao amin'ny talantalana, apetraka ambony talantalana.
tohiny
Atalapetraka: (talapetraka) mt. at. (atalapetraho): Asaina mitalapetraka, mipetraka ka ny tongotra mifanapaka sy mifanindry…tohiny
