Litera A
Asodoka: (sodoka) mt. fit. (asodokay): Entina mamitaka amin'ny fisehoana ivelany: Ny hareny no nasodokany ilay…tohiny
Asointsoina: (sointsoina) mt at.: Atao tonga misointsoina, menamenatra sy mangaihay.
tohiny
Asoitra: (soitra) mt. fit. (asoiro): Entina misoitra, manala amin'ny hazo lavalava, mamely amin'ny tandroka (omby).…tohiny
Asoka: (soka) mt. at. (asokao, asokay): Atsoboka, alentika ao anaty rano dia tsoahina: Asokay ao anaty kafe…tohiny
Asokatrika: (sokatrika) mt. at. (asokatreho): Atao miharihary ho hita tsara eo anoloana, miatrikatrika tsara.
tohiny
Asoketraka: (soketraka) mt. at. (asoketraho): Apetraka milamina sy miadana tsara; atsivetraka.
tohiny
Asolafaka: (solafaka) mt. at. (asoiafaho): Atao misolafaka, mibolisatra; akorisa, abolisatra. ~ mt, fit.: Entina…tohiny
Asolanandrana: (solanandrana) mt, at, (asolanandrano): Enti-milaza ny loha lan.jalan• jaina.
tohiny
Asolanga: (solanga) mt. at. (asolangao): Atao milavo any aoriana: Aza asolanga ohatra izao ny volonao fa efa lehibe…tohiny
