Litera A
Asoritra: (soritra) rnt. fit. (asorito): Entina manoritra, manamarika amin'ny soritra na tsipika.
tohiny
Asorotanitsisatry: a.: Anarana iantsoana koa ny kamboty.
tohiny
Asorotany: a: Anaran'ny vola-na fahefatra amin'ny filaharan'ny volana malagasy merina, aorian'ny Adizaoza ary alohan'ny…tohiny
Asosa: (sosa) mt. at. (asosao na asosay): Aroso mikorisa mi-lamina tsara: Nasosa moramora ny lakana.
tohiny
Asovoka: (sovoka) mt. at. (asovohy): Alefa mba hamely tampoka: Miaramila roapolo no nasovoka hamely ny tobin'ny…tohiny
Aspirà : (fr. aspirant) a.: Ambaratongam-pahamboniana na gradin'ny miaramila an-tanety sy ana habakabaka eo anelanelan'ny…tohiny
Atabaka: (rabaka) mt. at. (ataboho): Enti-milaza andian' omby na ondry avala hikarenjy eny rehetra eny, atondraka:…tohiny
Atabariaka: (tabariaka) mt. at. (atabariaho): Aparitadritaka ets? sy er?, avala hikareniy ats? ar)'.
tohiny
