Ampidiro aloha ny tenimiafina
Litera F
Fitaraina: (taraina) a.: Fomba entina mitaraina na mimenomenona, mitoloko aman mitoreo, mitory,
tohiny
Fitarainana: (taraina) a.: Fimenomenonana: Tsy hita hohenoina daholo ny fitarainan' ny mpianatra noho ny habetsahan'ny…tohiny
Fitaratra: (taratra) a.: Tamaboha fisaka fanao amin'ny varavarana izay tsy mamela ny rivotra hiditra nefa ahazoana…tohiny
Fitarihana: (tarika) a.: Fandroritana, fisintonana: Naharary ahy ny fitarihany ahy tamin'ny sandriko. 1 Fanaovana…tohiny
Fitarika: (tarika) o.: Fomba en-tins mitarika: mandrirotra, misintona; manao izay hisarihana zavatra iray hanaraka…tohiny
Fitarikandro: a.: Anaran'ilay kintana mialoha ny masoandro (raha ny ten marina dia tsy tans kintana izy io fa ny planta…tohiny
Fitarozaka: (tarozaka) a.: Toetran'ny zavatra na resaka mitarozaka, izany hoe lava miraviravy na lavareny.
tohiny
Fitatatata: (tatatata) a.: Toetran'ny faon-lavera mitatatata, maneno mafy toy ny basy mitefotefoka.
tohiny
Fitatatatana: (tatatata) a.: Faneno mafy toy ny an'ny basy mitefotefoka, ny langorony velesina.
tohiny
Fitatavoka: (tatavoka) a.: Fomban'ny olona mitatavoka, izany hoe potraka miantatafoka.
tohiny
Fitaterana: (tatitro) a.: Fitondrana, fitaomana olona na zavatra imbetsaka miverimberina: Fiarakodia fitaterana…tohiny
Fitatitra: (tatitro) a.: Fomba entina mitatitra, izany hoe mitondra, mitaona imbetsaka miverimberina.
tohiny
Fitatra: a.: Karazam-boronkely izay heno maneno vao maraim-be, nahatonga ilay fitenenana hoe "mifoha alohan'ny…tohiny
Fitavana: (tavana) a: Fomban' ny olona mitavana, izany hoe mikotaba, mihinjakinjaka, mitsinja-pifaliana.
tohiny
Fitavanana: (tavana) a.: Fikotabana, fihinjakinjahana, fitsinjaham-pifaliana.
tohiny
