Litera F

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Fivongaingena: (vongaingy) a.: Fiforetana eo ambanin'ny enta-mavesatra, filonjehitra, tohiny
Fivongaingy: (vongaingy) a.: Toetran'ny olona mivongaingy, izany hoe miforitra eo ambanin'ny enta-mavesatra, milonjehitra,…tohiny
Fivongana: (vongana) a,: Toetran'ny zavatra mivongana, izany hoe mitambatra ho iray tsy misaraka. tohiny
Fivonganana: (vongana) a,: Fitambarana ho iray tsy misaraka. tohiny
Fivongehana: (vongika) a.: Fitondrana (zavatra) amim-pahasahiranana izaitsizy. tohiny
Fivongika: (vongika) a,: Fomba entina mivongika, izany hoe mitondra zavatra betsaka ka efa mananosarotra ers',…tohiny
Fivongovongo: (vongovongo) a.: Toetran'ny zavatra mivongovongo, na natao antontany ho avoavo , tohiny
Fivongovongoana: (vongovongo) a.: Fifanongoavana, fiavosana, fiavovonana, tohiny
Fivonkenana: (vonkina) a.:Fiforetana. tohiny
Fivonona: (vonona)a.: Toetran' ny olona mivonona, izany hoe manao fiomanana. tohiny
Fivononana: (vonona) a,: Fahavitam-piomanana; fikasana; fanomanana, tohiny
Fivontangina: (vontangina) a.: Fivontosana, fibontanana. tohiny
Fivontirika: (vontirika) o,: Toetran'ny maso mivontirika, izany hoe lehibe sy avo noho ny manodidina, mova tsy ny…tohiny
Fivonto: (vonto) a,: Toetran' ny zavatra mivonto, lzany hoe mitombo habe ka manjary avo noho ny manodidina. tohiny
Fivontosana: (vonto) a,: Fftomboana ho lehibe; fitomboana habe noho ny aretina, tohiny
Fivorahana: (voroka) a,: Fitresahana, fiverahana, fahatavezana. tohiny
Fivoraka: (voraka) a,: Toetran' ny zavatra na olona mivoraka, izany hoe mitresaka, miveraka, na matavy izaitsizy.…tohiny
Fivoravora: (voravora) o.: Toetran'ny zavatra mivoravora, na miborabora, migoragora; toetran'ny olona mivoravora…tohiny
Fivoravorana: (voravora) a.: Fiboraborana, fiketrahana, figoragoràna: Manahirana ny fitondrana an'io entana io noho…tohiny
Fivorenana: (vorina) a.: Fihoronana ho kibory; fivonkenana. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0324