Litera F
Fivozezika: (vozezika) a.: Toetran'ny zavatra na olona mivozezika; miavosa, mifanongoa, na tonga mirohotra be. tohiny
Fivozihirana: (vozihitra) a,: Fibontainana,fizihirana be:Ny fivozihiran'ny kibon'Ibalita no tsy ahafahany miaina,…tohiny
Fivozihitra: (vozihitra) a,: Toetran'ny zavatra mivozihitra na mibontsina.
tohiny
Fizahana: (zaha) a.: Fandehanana mijery: Fizahana lanonana. 1 Fitadfavana: Tay mora ny fizahana asa ankehitriny.…tohiny
Fizahozahoana: (izaho) a.: Fiheverana ny tena ho zavatra, ka ny tena foana no tenenina.
tohiny
Fizaingizaingy: na Fijaingijaingy (zaingezaingy, jaingi/aingy) a,: Fomba entina mizaingizaingy na mijaingijaingy, izany…tohiny
Fizakana: (zaka) a,: Fiaretana, fandeferana: Zava-taarotra ny fizakana ny latsa sy ny est), t• Fandidiana, fandaharana:…tohiny
Fizarana: (zara) a.: Fitantanana: Fizarana lova. 1 Fitokotokoana: Fizaran'ny tafika ho antokony telo, i• Fisampanana:…tohiny
Fizehozeho: (zehozeho) a.: Fomba na toetran'ny olona mizehozeho, izany hoe mandeha mibaikabaika.
tohiny
Fizehozehoana: (zehozeho) a,: Fandehanana mibaikabaika.
tohiny
Fizetra: (zetra) a.: Fomba na toetran'ny olona m!zetra, izany hoe mizotra, mandeha milamina tsara.
tohiny
Fizezehana: (zezika) a,: Fitangoronana, fitangongoana,
tohiny
