Litera F
Fivoizana: (voy) a.: Fikapohana ny rano mba hampisosa ny lakana, ka kapohina miverina ny rano raha tiana handroso…tohiny
Fivokisana: (voky) a.: Fanaovana voky, fihinanana araka izay tiana, fialàna fo:Tsy tsara ny fivokisana raha vao…tohiny
Fivokohana: (vokoka) a.: Filantsihana; fanjokoana: Ny fivokohan'ny hazo no tsy nahitan'ny mpizaha ilay vorona, tohiny
Fivokovoko: (vokovoko) a.: Toetran'ny zavatra mivokovoko, izany hoe misy mivohitra, mikibontana.
tohiny
Fivokovokoana: (vokovoko) a.: Fisiana mivohitra, mikibontana.
tohiny
Fivolanana: (volana) a.: Fitenenana.
tohiny
Fivolimbolena: (volimbolina) a.: Fihorongoronana ohatra ny volimbolina.
tohiny
Fivolimbolina: (volimbolina) o.: Toetran'ny zavatra mivolimbolina, izany hoe miolanolana.
tohiny
Fivondrahana: (vondraka) a,: Fahatavezana, fivorahana: Dadray izany fivondrahandRangahy it?!
tohiny
Fivondraka: (vondraka) a.: Toetran'ny biby na olona mivondraka na matavy.
tohiny
Fivondrona: (vondrona) a. :Toetran'ny blona na zavatra mivondrona izany hoe mikambana ho iray.
tohiny
Fivondronana: (vondrona) o,: Fitambaran'olona na zavatra mikambana ho iraY: Noho ny fivondronan'ny fokonolona no nahatsanganana…tohiny
Fivondronana: na Fivondronam-pokontany a,: FEtambaran'ny firaisam-pokontany maromaro na vitsivitsy eo ambany fifehezan'ny…tohiny
Fivongadiana: (vongady) a.: Fisehoana miharihary, mitokana en'', misongadina.
tohiny
