Litera K
Kiramena: a.: Karazan-kazo azo akana kirany no sady ampiasaina handokoana; mafy sahala amin'ny kiran-drofia ny…tohiny
Kirana: p.t.: Tsy sahy fa kivy ambony ihany; mangaihay noho ny hagagana tamin'ny zavatra hita tsy nampoizina:…tohiny
Kirandrambehivavy: a: Anarana nomena koa ny voafotsy any Imerina sy ny fandramanana any Setsileo.
tohiny
Kirandriambavy: a: Anaran' ny voafotsy amin'ny Sakalava.
tohiny
Kirangomena: a.: Karazam-bomanga mena aty ny vodiny.
tohiny
Kiranjay: a.: Zavamaniry manipofona (ny kiranjay dia misy fofona tsy tian'ny aloy na ny moka ka ataon'ny olona…tohiny
Kirarirary: a: Lalaon'ny ankizivavy kely izay mandrarirary tsihy na satroka amin' ny fahitany ny ataon'ny lehibe.…tohiny
Kiraro: a : K arazam,pitafiana afono ny tongotra mba hiaro azy, izay matetika vita amin' ny hodi-biby, na indraindray…tohiny
Kiraroana: (kiraro) mt ih. (kiraroy): Omena kiraro, asiana kiraro: Kiraroy ny ankizy, ry Ketaka
tohiny
Kiraviravezana: (kiraviravy) mt. pdr. (kirauiraoexo): Asiana zavatra mikirazorazo eo amboniny: Azo kirauirauezanao ny…tohiny
Kiraviravy: a: Fihantonana ary fikirazorazoana tsy mitehika amin'ny tany. - t.i.f.: Kiraviravezana, akiraviravy,…tohiny
Kirazorazo: a.: Fihantonana mihevaheva tsy mitehi-tany. i t i f : Akirazorazo, voakirazorazo, tafakirazorazo / manakirazorazo,…tohiny
