Lobaka | : | a: Akanjo anatin-dehilahy.
Ahitsio |
Lobaloba | : | a: Karazana voahangy.
Ahitsio |
Lobo | : | p.t.: Be sofina mihofahofa. - F.-p.: Lobo maso: enti-milaza olona be hodimaso sy be volomaso mikopakopaka eo ambony maso. J Kisoa loba: kisoa be sofina mihofahofa.
Ahitsio |
Lobolobo | : | a.: Zavamaniry fohifohy iray toerana mifanety ka miteraka aloka maizimaizina sady mandomando ny tany aniriany. - t.i.f : Alobolobo, tafalobolobo 1 milobolobo, filobolobo, mpilobolobo.
Ahitsio |
Lobona | : | a: Zavamaniry maroro-paniry symandrobona. i t.i.f•: Milobona, filobona, mpilobona.
Ahitsio |
Lodirana | : | Lodirina (loditra) mt. ih. (lodiro): Atao tonga vonto, hetsaka.
Ahitsio |
Lodirina | : | (loditra) mt.ih (lodiro): Atao tonga malambolambo, malandilandy.
Ahitsio |
Loditra | : | p. t: Vonto, hetsaka: Loditry ny tseroka ny akanjon'itsy zaza itsy.
Ahitsio |
Loditra | : | p. t.: Malambolambo, malandilandy, tsara tarehy. i t.i.f: Aloditra, lodirina.
Ahitsio |
Lody | : | sy Lodolody a: Bazana toetra kaodikaody, mandositra olona; fahamenamenarana eo am-pifaneraserana amin'ny maro. i ti.f.: Milodilody, filodilody, mpilodilody 1 ilodilodiana, filodilodiana.
Ahitsio |
Lofika | : | a: Fiondrehan'ny 10-ha; tsy fiarenana tsars arnin'ny toerana misy ny te-na. - t.i.f.: Alofika, tafalofika / milofika, filofilra, mpilofika 1 mahalofika 1 lofodofika.
Ahitsio |
Lofo | : | a.: Fiezahana, fikelezana aina hanatanteraka izay atao. i tif: Lofoina 1 milofo, filofo, mpilofo 1 ilofosana, filofosana / mahalofo / lofolofo.
Ahitsio |
Lofo | : | (Ski) a: Familiana ny botry hitodika any amin'ny iavian'ny rivotra, indrindra raha handatsaka ny vatofantsika.
Ahitsio |
Lofo | : | a.: Omby novonoina taloha raha misy maty mba ho fanomezam-boninahitra ilay nodimandry• 1 ti.f: Lofosana, alofo 1 milofo, filofo, mpilofo 1 ilofosana, filofosana 1 mahalofo / lofolofo.
Ahitsio |
Lofoina | : | (lofa) mt.ih. (lofoy): Atao amin-kiry, am-pikirizana: Nolofoiny ny fianarany ka todiny.
Ahitsio |
Lofosana | : | (lofa) mt. ih, (lofosy): Ilazana ny olona maty namonoana omby: Raha vao maty Ranona dia nolofosana
Ahitsio |
Loha | : | a: Faritra ambony indrindra amin'ny tenan'ny olombelona — ary aloha indrindra kosa ho an'ny biby — izay mizara roa: ny eo anoloana misy ny maso, orona, sofina, vava, ary ny ao an-damosina rakotry ny vo-Io, fa ny ao anatiny kosa misy ny ati-doha fototry ny fihontsonana sy ny fisaintsainana ary ny finiavana: Nianjera izy ka uaky ny lohany (raha ny ao anatin'ny loha no lazaina, dia ny tenyhoe andoha no ampiasaina: Marary ny andohako; jar. Andoha). • h.i.: Saina: 01ona kely loha koa izay nametraka it? teto. ? Lehibe mpitarika: Rainiuoanjo no lohany ta-min 'io raharaha ratsy io. • Tendrony aloha amin'ny zavatra iray: Nifatratra tao anaty zozoro ny loha lakana ? Karazana: Maro loha ny sakafo narosony ho anay. 6 t.lf•: Miloha 1 miandoha, fiandoha I landohana, fiandohana 1 lohaloha 1 milohaloha, filohaloha, mpilohaloha 1 ilohalohana, filohalohana I mahalohaloha 1 aloha. - F.-p.: Loha heaitra: ny ventin-teny halahatra. / Loha laharana: enti-milaza izay voalohany amin'ny laharana. / Loha lalana: olona alefamialoha harnantatra na hisava lalana. / Loha lositra: ireo lasa voalohany amin'ny fandosirana J Loha rivotra: toerana fiavian'ny rivotra. J Loha tany: tany faramparany ambonimbony. / Loha tondro: ny tendron'ny rantsantanana. / Loha vaingo: loha ratsy tefy na ratsy bika.ILoha valala: ireo tonga voalohany amin'ny andiam-balala. / Loha uaniana: faritra eo anelanelan'ny voa sy ny taolantehezana. J Loha oantony: zana-bantony amin'nY vorona. / Maivan-doha: tsy manam-pieritreretana, tanora fanahy; manidintsidina. / Mi-tondra loha mody: miverina tsy nahavita ny zavatranampanaovina azy. / Mitsipi-doha: manatsidika ny loha eo am-baravarana. / Ratsy loha: manao tetika tsy mahomby. * Fiten sy Ohab.: Aza mitaipa-doha laka-nitana: aza mampiseho tsy fankasitrahana ka ny nahitan-tsoaindray no atao tsinontsinona.ILoha vain go tsy manoa randrana: enti-milaza olona miavonavona tsy mety milefitra. ¶ M.h.: Filoha, lehibe, tale, mpitondra, mpitarika, mpifehy, mpanapaka, mpan didy, vovonana iadian'ny lohany, loholona, ben'ny tany, ray aman-dreny, tomp o men akely, tompombodivona, mpanjaka, andriana, andriamanjaka.
Ahitsio |
Lohakohony | : | a: Ny farltra ambony indrindra amin'ny lalan-kanin'ny biby, na ny fa-titra eo ambonin'ny haranany ho an'ny vorona.
Ahitsio |
Lohalambo | : | na Andohalambo (fahita matetika kokoa) Karazana rafitra , vato na hazo, boribory kaoka ny atiny: Varavarana misy lohalam bo.
Ahitsio |
Lohalika | : | a.: Ny vanin-taolana mampitohy ny ranjo amin' n? fe amin'ny alalan'ny taolana iray boribory, ny ampelandohalika. - t.i.f.: Mandohalika, fandohalika, mpandohahka I andohalihana, fandohalihana 1 mahandohalika I halohalika, * Ohab.: Lohalika sy laferana: izay mandefitra no mandina: (Jar. Laferana).
Ahitsio |