Litera M

A | B | D | E | F | G | H | I | J | K | L | M | N | O | P | R | S | T | V | Z
Mivezimbezina: (vezina) mt. s.: Mivembèna, mitsivembena; mirondr0na, mirepirepy: Jereo kely ange ity olona mamo fa mivezimbezina eran' ny arabe e! Ahitsio
Mivezina: (vezina) mt. s.: Mirona, miverina amin'ny toerany teo aloha indray: Nahavariana mihitsy ny nahita ny hazo maniry nivezina taorian'ny fandalovan'ny ri-u o tra. Ahitsio
Mivezivezy: (veziuezy) mt. s. (miveziveze): Mandeha ats? sy are, mitotototo mankatsy mankaroa, mivoivoy: Nivezivezy eran'ny mpivaro-boky rehetra aho nitady ilay boky tantara fa tsy nahita. ? Miriorio foana mankatsy sy mankaroa, mirenireny: Mitandrema tsara fa misy jirika mivezivezy, hono, ato anatin'ity ala diavintsika ity. ¶ M. h.: Mivoivoy, miasa dia, mandehandeha, mivezika atsy mivezika aroa, maniasia, miriorio, misedisedy, mirenireny, mipempena, manjenjena, mihelohelo, mihenjy, misiontsiona, mijongojongo, mizionjiona, miselontselona, mitsakatsaka, mihebikebika, mihebiheby, mijaingijaingy, tsy mahatombin-tsiraka, firaka atakalo, misidiondiona. Ahitsio
Mivezovezo: (uezouezo) mt. s.: Miady, mitory amin'ny fitsarana. Ahitsio
Mividy: (vidy) mt. s. (mividiana): Mandoa vola atao takalon'ny zavatra iray: Mandehana mividy henan-kisoa any an-tsena haingana fa manambahiny isika. Ahitsio
Mivihivihy: (vihivihy) mt. s.: Mangovitra, mipararetra no-ho ny hatsiaka: Omeo ahanjo haingana io zaza vao avy nampandroina io fa mivihivihy ery ity izy. Ahitsio
Mivika: (vika) mt. s.: Mipitsoka, mioritra, folaka: Nianjera i Koto ka nivika ny hato-tongony. Ahitsio
Mivikavika: (vikavika) mt. s.: Vita vikavika: Vao miuikauika izy ity ka hanaouanao sahady ver Ahitsio
Mivikina: (vikina) mt. s. (miuikina): Mandingana misavoana avo dia mikasika ny tany indray, mitsipika, mitsambikina: Lasa tauitra mihitsy io zazalahy io rehefa miuikina. / Ny sahona dia mahay mivikina aoka izany. Ahitsio
Mivikiviky: (vikiviky) mt s. (mivikiuikià): Mamindramailamailaka amim-paharisihana; manao dia maika: Nivikiviky ery~ i Balita kely nandeha nianatra. Ahitsio
Mivilaka: (vilaka) mt. s. (mivilaha): Miforitra, mibiloka. Ahitsio
Mivilana: (vilana) mt. s.: Tsy mahitsy tsara fa misompirana: Mivilana ity rindrina ity izany. Ahitsio
Mivilavila: (vilavila) mt. s.: Miolikolika: Miuilauila izany soratrao izany fa amboary tsara. ? Miolanolana: Niuika aho tamin'ny izaho nioilauila nanamboatra (Zay taribinjiro teo iny. Ahitsio
Mivily: (vily) mt. s. (mivilia): Tsy manitsy fa mihodina: Nisy vato be nisakana tao ka uoatery niuily lalana aho. ? Miolaka, miolika, misafelika: Miuily any andrefana ity lalana ity, ? Miala: Nivily tamin'ny tala-mahitsy izy. ? Mihazo: Niuily nanhamin'ny lala-malama ny fiara ka nihorisa fotsiny. ? Mibirioka, miviona, mihodivitra: Nivily tany amin'i Koto ny vato natorak'Ibalita ka saiky nahavoa azy. Ahitsio
Mivimbina: (vimbina) mt. s. (miuimbina): Mitondra zavatra amin'ny tanana ka tsy dia mananosarotra firy: Nivimbina kitapo no nahitako azy izay. ? Miaro, mitahy: Hivimbina anao amin'ny dianao anie ny Tompo Auo indrindra! Ahitsio
Mivindaka: na Mivindavinda (uindaka na uindauinda) mt. s. (miuindauindd): Miteny an-katezerana, mikitakita. Ahitsio
Mivindina: (vindina) mt. s.: Mivonto, mibontana (vokatry ny kapoka na voadonan-javatra na nokaikerim-biby): Niuindina ny molony nokaikerin'ny tantely. Ahitsio
Mivinitra: (vinitra) mt. s. (mivinira): Tezitra: Nivinitra mafy tamin'ny zanany izy omaly. ? (miaramila) Mijoro henjana manao tsy an-kihetsika. Ahitsio
Miviniviny: (viniviny) mt. s.: Tezitra; mampiseho hatezerana amin'ny toetran'ny endrika. ? Mihenahena tsy miteny fotsiny amin'izao. Ahitsio
Mivioka: (vioka) mt. s.: Mitsoriaka, midify, mandositra: Niuioka ilay mpangalatra ka tsy tratran'ny fokonolona. Ahitsio