Litera M

A | B | D | E | F | G | H | I | J | K | L | M | N | O | P | R | S | T | V | Z
Motahina: (motaka) mt. (motaho); Torotoroina. Ahitsio
Motaka: p. t.: Malemy, mohaka. * t.i.f.: Motahina, voamotaka / manamotaka, fanamotaka, mpanamotaka / anamotahana, fanamotahana / mimotaka / mahamotaka 1 motamotaka. Ahitsio
Motena: p. t.: Didy maso. Moty a.: Karazam-borona. Ahitsio
Motikaty: a.: Organa ao anaty kibo, sarakaty. Ahitsio
Motomaso: a.: Anaran'ahitra. Ahitsio
Motrahina: (motraka) mt, ih, (motraho): Atao izay hahalemy azy, avala ho lo. Ahitsio
Motraka: p. t.: Tana malemy, masaka loatra ka zary mohaka. ? h,o.: Ratsy, tsisy vidiny, tsizarizary (fa ny t,v.r. motramotraka no fampiasa indrindra amin'ity hevltra faharoa). - t.i.f.: Motrahina / manamotraka, fanamotraka, mpanamotraka / anamotrahana, fanamotrahana / mahamotraka / motramotraka / hamotraka / hamotrahana. Ahitsio
Motramotraka: p. t.: Malemilemy zary mohaka. ? hi,: Tsizarizary. Ahitsio
Motretre: (Ski) a.: Bararata, volotara, Ahitsio
Motro: (fit.-p,) a.: Afo. Ahitsio
Motsala: a.: Sahala amin'ny Montsala. Ahitsio
Motsehina: (motsika) mt. ih. (motseho): Torotoroina, potehina, potsehina. Ahitsio
Motsika: p.t.: Torotoro, potika, potsika, voatoto. - t.i.f.: Motsehina, voamotslka / manamotsika, fanamotsika, mpanamotsika 1 anamotsehana, fanamotsehana / mahamotsika / motsimotsika. Ahitsio
Moty: na Motinya,: Kitsambony miraikitra amin'ny kofehy na amin'ny lamba, romoromony: Tapaho any ireo motiny kely amin'ny lambanao ireo fa maharatsy tarehy azy. ? Ny mifaingoka kely amin'ny fintana na ny vy fanaovana korise na ny rambon'ny bibikely mpanindrona toy ny maingoka. ? Tai-maso fotsy miraikitra eo antsisi-maso. - t.i.f.: Motena. Ahitsio
Moty: p.t. (t.tr,): Motika. ?a,: Mokony madinika. i Voamotika / manamotika, fanamotika, mpanamotika / anamotehana, fanamotehana / mahamotika / motimotika / hamotaka, Ahitsio
Mova tsy: (Moa ve tsy na Miova tsy) p. t.: Teny enti-milaza fitoviana ara-pampitahana: Mova tsy ny dian-tongotra havia ny sarintanin'i Madagasikara, ΒΆ M. h.: Tahaka ny, ohatra ny, mitovy amy. Ahitsio
Mozevo: a.: Karazan-kazo. Ahitsio
Mozika: (fr, musique) a.: Zavamaneno: Inona no mozika tao? ? Feon-javamaneno: Tiako ny mozika, ? Fahaizana mitendry na mitsoka zavamaneno: Mianatra mozika isan-kariva izy. Ahitsio
Moziry: (fr, mesure) a,: Modely alain-tahaka: Misy moziry amidy eny amin'ny mangazay raha mitady ianao. ? Refy alaina amin'ny fandidiana akanjo: Aza mandeha ianao fa mbola halaina moziry. - Paikan'ny naoty na ny solfa eo amin'ny hira: Jereo ny mpively ba ka araho tsara ny moziry. Ahitsio
Mozy: na Mozimozy p.t.: Tsy Idnga, mikaviavia sy mitaredretra. - t.i.f.: Mimozy, mimozimozy, fimozy, mpimozy / fimozimozy, mpimozlmozy, Ahitsio