Litera M
Mavoana: (mavo) p.t.: Entimilaza ny feta tsy marihitra na ny mangahazo tsy tsara masaka loatra.tohiny
Mavoina: na Hamavoina (mauo) mt, ih, (mavoy, hamavoy): Atao tsinontsinona: Tsy ma_ naiky aho fa nohamauoiny teo…tohiny
Mavointana: (voina) p.t.: Afabaraka, very hala. Bo-ka.tohiny
Mavomavo: p.t.: Ambany, tsy misy vidiny, atao tsinontsinona: Manao anay tambaniuohitra ho macomavo mihitsy ianareo…tohiny
Mavoroka: (voroka) p.t.: Ratsy fofona aoka izany: Mavoroka io hena io fa aria) any, ? M. h,: Jer, Maimbo.tohiny
Mavozo: na Mavozovozo (vozo na uozouozo) p.t.: Osa. reraka, reradreraka, valabalaka: Nanao mavozovozo aho androany…tohiny
May: p. t.: Voadoro, azon'ny a-fo: May ny tranon-dRabe. 1 Maika dia maika, dodona: May er? izy hankany ambanivohitra…tohiny
Mazana: (hazana) p.t.: Entimilaza tany maina be ka mafy tsy laitran'ny angady: Tany mahavokatra ny tany mazana…tohiny
Mazaotra: (zaotra) Mahia, kaozatra, tslsy nofo: Olona mazaotm, / Tsy matevina, manify: Ala mazaotra.tohiny
Mazava: (zava) Mitera-kazavana: Mazava ny afo, ? Voazava, tsy maizimaizina, hita tsara daholo nY ao anatiny:…tohiny
Mazaza: (zaza) Maitso manopy mavo toy ny tain-jaza. ? Malazo ary efa simba: Efa mazaza ireto anana ireto ha…tohiny
