Litera f

A | B | D | E | F | G | H | I | J | K | L | M | N | O | P | R | S | T | V | Z
Fanasolampy: (solampy) a. Fomba entina mansolampY, mahatonga ho solampy, lembalemba avo ila. Ahitsio
Fanasolana: (solo) a. : Fanaratana ny loba; fanalana ny vo-Io amin'ny lohan'ny bibY na vorona. Ahitsio
Fanasolanga: (solonga) a. Fomba entina manasolanga, mahatonga solanga na miakatra mankany ivoho. Ahitsio
Fanasolangana: (solanga) a. Fanaovana izay hahatonga solanga. Ahitsio
Fanasolelahana: (solelaka) a Famelaran, fanaovana izaY hahabe vava, hahamarivo aty. Ahitsio
Fanasolelaka: (solelaka) a Fomba entina manasolelaka, mahatonga ho solelaka, salis-ka, marivo aty. Ahitsio
Fanasolifahana: (solifaka) a Fampibolisarana. Ahitsio
Fanasolifaka: (solifaka) a. Fomba entina manasolifaka, mampibolisatra. Ahitsio
Fanasolila: (solila) a. : Fomba entina manasolila, manatsaka na manasolatra riran-javatra hanjary misompirana. Ahitsio
Fanasolilana: (solila) a. : Fanatsahana na fanasolarana riran-javatra hanjary misompirana. Ahitsio
Fanasolotihana: (solotika) o. : Fanaovana izay hahatonga solotika, maloto mitsaporetika. Ahitsio
Fanasolotika: (solotika) a, : Fomba entina manasolotika, mahatonga solotika na maloto mitsaporetika. Ahitsio
Fanasompirana: na Fanasompiranana (sompirana) a. : Fametrahana zavatra misompirana, mivilana Ahitsio
Fanasondriana: (sondriana) a, : Fomba entina manasondriana, mahatonga variana finaritm. Ahitsio
Fanasondrianana: (sondriana) a. : Fanaovana izay hahasondriana, hahavarian finaritra. Ahitsio
Fanasondrovahana: (sondrovaka) a. : Fandentehana zavatra tsy mahitsy tsara fa mivilan. Ahitsio
Fanasondrovaka: (sondrouaka) a. : Fomba entina manasondrovaka, mandentika (zavatra) tsy mahitsy tsara fa mivilana. ~ p.t. : Azo asondrovaka. Ahitsio
Fanasongadina: (songadina) a.: Fomba entina manasongadina, mampiavaka tsara. Ahitsio
Fanasongadinana: (songadina) a. : Fanendahan-damba olona, fampiboridanan. 1 Fanaovana izay hampisongadina, hampiavaka tsara, hampivongady. Ahitsio
Fanasonia: (sonia) a. : Fomba entina mansonia. Ahitsio