Litera f

A | B | D | E | F | G | H | I | J | K | L | M | N | O | P | R | S | T | V | Z
Fanamotika: (motika) a:Fomba entina manamotika, manapotika. Ahitsio
Fanamotrahana: (motraka) a : Fanalemena, famelana ho lo. Ahitsio
Fanamotraka: (motraka) a. : Fomba entina manamotraka, manalemy, mamela ho lo. Ahitsio
Fanamotsehana: (motsika) a, : Fanorotoroana, fanapotehana, famotsehana. Ahitsio
Fanamotsika: (motsika) a. : Fomba entina manamotsika, manorotoro, manapotika. Ahitsio
Fanampana: (sampans) o. : Fomba entina manampana, mandrantsan. ~ p.t. : Azo sampanana, azo rantsanana. Ahitsio
Fanampanana: (sampana) a. : Fandrantsanana, Ahitsio
Fanampenana: (tampina) a : Fanaronana, fanakombonana : Inona no hatao fanampenana ny voua fan'? ? Fanasiana tsentsina, fanentsenana : It? vato it? atao fanampenana ny lava-boalauo. ~ Fanasiana sakana : Fanampenan-dalana. 1 Fampijanonana : Fanafody inona no otaonao fanampenana fivalanana. Ahitsio
Fanampiana: (ampy) a. : Vonjy, famonjena. • Vola omena olona, izay tsy azo atao hoe karama satria tsy vidin'ny a-sa ataony, fa entina manohana azy fotsiny amin' ny fivelomanY. Ahitsio
Fanampina: (tampina) a.: Fomba entina manampina, manentsina, 1 p, t.: Azo tampenana. Ahitsio
Fanampohana: (tampoka) a. Fanatratrarana tampoka, fahatongavana tsy nampoizina: Tsy hadinon'ny mpianatra ilay fanampohan-dRamose azy ireo indray andro izay. Ahitsio
Fanampohana: (tampoka) a, : Fanampiana rano : Raina indraindray ny fanampohona rano ny divay. Ahitsio
Fanampoizana: (fo) a : Fanantenana : Tsy araka ny fanampoizako ny ualin'ny fanadinana. Ahitsio
Fanampoka: (tampoka) a : Fomba entina manampoka : Ataonao ohoana no fanampoka rano ny rononon'ny marary ? ? p.t. : Azo tampohana : Tay fanampoka ny ronono. Ahitsio
Fanampona: (tampona) a. Fomba entina manampona, mijery avy eny ambony. Ahitsio
Fanamponana: (tampon) a. Fahatratrarana zavatra kendrena eo an-tampony tsaxa; fijerena zavatra ambany toerana avy eny ambony. Ahitsio
Fanampontsampona: a. Fomba entina manampontsampona, manakantsakana. Ahitsio
Fanampontsamponana: (sampona) a. : Fanakantsakanana, fanaovana izay tsy hahatanterahan-javatra iray nokasaina hatao. Ahitsio
Fanàna: (hana) a. : Vola alaina na samborina misy zanany; ny fomba fampanjanahambola. Ahitsio
Fananahana: (anaka) o. Organa izay itomboan' ny zaza na ny zana-biby vao torontoronina ao an-kibon-dreniny. ¶ M.h. : Tranon-jaza, vohoka. Ahitsio