Litera f

A | B | D | E | F | G | H | I | J | K | L | M | N | O | P | R | S | T | V | Z
Fanapahana: (tapaka) a. : Fizarana (zavatra) roa misaxaka tsara Fanapahana mofo. ? Fiatoana, fijanonana : Tsy nitohy ny fivoriana, fa nisy fanapahana kely teo amin' ny mitataououonana, ? Fandidiana : An'ny lehiben'ny fokontany ny fanapahana ny amin'izany. ? Tsy fahatongavana hiasa : Noho ny fanapahanao telo andro dia hanesorana ny karamanao. Ahitsio
Fanapaingo: (paingo) a, : Fomba entina manapaingo, mamatotra, managadra. Ahitsio
Fanapaingoana: (paingo) a Fanagadrana, famatorana. Ahitsio
Fanapaingorana: (paingotra) a: Fitanana amin'ny paingotra. Ahitsio
Fanapaingotra: (paingotra) a Fomba entina manapaingotra. ? p.& : Azo paingorin, Ahitsio
Fanapaka: (tapaka) a. : Fomba entina manapaka, mandidy, manito. ? p,t. : Azo tapahina : Tsy fanpaka ny heuitra toy izany. Ahitsio
Fanapararatana: (pararatra) a. : Fanidinana atao mitete betsaka. Ahitsio
Fanapararatra: (paroratra) a. : Fomba entina manapararatra, manidina atao mitete betsaka. Ahitsio
Fanapararetana: (pararetra) a. : Fampangovitana izaitsizy. Ahitsio
Fanapararetra: (pararetra) a. : Fomba entina manapararetra, mampangovitra izaitsizy. Ahitsio
Fanaparasahana: (porasaka) a. Fanaparitahana, fanelezana; fampisehoana miharihary taY misy miafin, Ahitsio
Fanaparasaka: (parasaka) a. : Fomba entina manaparasaka, manaparitaka, manely. ? P. t. : Azo aparasaka. Ahitsio
Fanapariahana: (pariaka) o. : Fanaparitahana, fanahafana. Ahitsio
Fanapariaka: (pariaka)a: Fomba entina manapariaka, manaparitaka. Ahitsio
Fanapariritana: (pariritra) a : Fanafantsitsirana. Ahitsio
Fanapariritra: (pariritra) a : Fomba entina manapariritra, manfantsitsitra, ? p, t, : Azo apariritra. Ahitsio
Fanaparitahana: (paritaka) a. : Fanelezana tsisy kototony, tsy amin'ny toerana iray. Ahitsio
Fanaparitaka: (paritaka) a. Fomba entina manaparitaka, manely tsy misy kitotony. ? p. t, : Azo aparitaka, tokony haparitaka : Tsy fanaparitaka ny vaovao tahaka izany. fanapasahana (pasaka) a. : Famakivakiana ho potipotika kely maro. Ahitsio
Fanapasaka: (pasaka) a. : Foinba entina manapasaka, mamakivaky mba ho potipotika kely maro. Ahitsio
Fanapatrapatrahana: (patrapatraka) a. : Fanjerana vonganjavatra vaventiventy na vongan-drano mitete mahalankalana. Ahitsio