Litera m
Mifindra: (findra) mt. s. (mifindr?): Miova fonenana na toerana: Nifindra atsy auaratra ry Dadatoa mianakavy.…tohiny
Mifingafinga: (fingafinga) mt. s.: Sahirana mamindra matetitetika: Nododonana Rasoa fa maika ny fiarakodia; inty izy…tohiny
Mifinjifinjy: (finjifinjy) mt, s.: Mivihivihy: Misy maharary an'ity zaza ity angamba fa mifinjifinjy er? izy rehefa…tohiny
Mifintina: (fintina) mt. s. (mifintina): Mihafohy sy mihakely: Mifintina ny lamba sasany rehefa sasana. 1 Tery…tohiny
Mifitra: (fitra) mt. s. (mifira): Mamaoka ny loto amin'ny vavafivalanana rehefa avy nivoaka, amin'ny alalan'ny…tohiny
Mifitsaka: (fitsaka) mt, s. (mifitsaha): Mihafisaka, mandry: Mifitsaka ny uolon-doha raha lena. / Mifitsaka ny…tohiny
Mifizofizo: (fizofizo) p.t.: Lava mitezotezo.tohiny
Mifody: (fody) mt. s. (mifodia) : Miverina amin'ny tompony voalohany, amin'ny mpivarotra nividianana azy: Ny…tohiny
Mifofo: (fofo) nit p. (mifofoa): Mamorom-pikasana ratsy hamono, hamely: Hatry ny ela no efa nifofo azy Ra-koto,tohiny
Mifofofofo: (fofofofo) mt. s.: Mandrivotra fatratra. 1 h.o.: Miasa, miezaka mafy.tohiny
Mifofoka: (fofoka) mt. s,: Mianjera, mivarina, miantonta: Nifofoka tao anaty rano ilay zazalahy.tohiny
