Litera m
Mifentifenty: (fenty) nits. na p.t.: Malama vava erir raha miteny, kinga sy sahy miteny; mitefontefona.tohiny
Mifentsahona: (fentsahona) p. t.: Mikainkona, mikarainkona, miketrona, mifendrotra: Nifentsahona ny hoditr'ilay antidahy…tohiny
Miferinaina: (ferinaina) mt. s.: Mijaly mafy, mitoloko na mitaraindraina noho ny fijaliana mafy mihatra amin'ny tena…tohiny
Mifetaka: (fetaka) mt, s. (mifetaha): Miraikitra, mipetaka: Nifetaka tamin'ny vatan'ny fiarakodia ny fotaka.tohiny
Mifetoka: (fetoka) mt. s. (mifetoha): Manao endrika toa mampitahotra sy vonona hamely: Nifetoka izy ka natahotra…tohiny
Mifetsaka: (fetsaka) mt. s, (mifetsaha): Mianjera, mirodana, mikoa: Nifetsaka ny tambohony. 1 Mivarina; mihazakazaka…tohiny
Mifetsy: (fetsy) mt. s. (mifetse): Mangalatra amim-pahakingana: Fadio ny mifetsy zavatr' olona, rankizy.tohiny
Mifezafeza: (fezafeza) p.t.: Mahia lava noho ny hanoanana: Mifezafeza er? ny fijeriko an-dRandria izany, ohatra…tohiny
Mifiaka: (fiaka) mt. s.: Mitsako zavatra ka mamihina azy ary mitroka ny ranony: Mifia-pary lava vany. ? F.-p.:…tohiny
Mifidy: (fidy) mt. p. (mifidiana): Maka izay tiana an-tsitrapo: Nifidy ny fampianarana aho ho raharahako. 1tohiny
Mifihifihy: (fihifihy) mt. s.: Mangovitra, mihoron-koditra: Mifihifihin'ny hatsiaka ity zaza ity fa rakofy lamba…tohiny
