Litera m
Minitinitika: (nitinitika) mt. s.: Maimay hanao zavatra amim-pieboeboana.
tohiny
Minitinity: (nitinity) mt. s.: Mandeha miseho ho be ebo sy be h ;mbo.
tohiny
Minitra: (angl. minute) a.: Ampahenimpolon'ny ora iray: Eo amin'ny roapolo minitra eo ny indray mahamasa-bary.…tohiny
Mino: (ino) mt. p. (minoa): Miaiky fa milaza ny marina: Mino anao aho fa tohizo ny teninao. ~ Miaiky fa misy:…tohiny
Minona: (inona) mt. s.: Misotro tangena mba hahazoana mitsara na diso na tsia, raha toa ka nisy niampangana…tohiny
Minondaka: (nondaka)p.t.:Malemy bodaka toy ny voankazo masa-doatra, na masaka nandrahoina izany na masaka ifotony.…tohiny
Miobonobona: (obonobona) mt, s.: Mitafy lamba abontsin'ny rivotra.
tohiny
Miody: (ody) mt. s.: Asiana fanafody: Aretina tsy dia manao ahoana loatra to: Jereo fa sitran-tsy miody akory…tohiny
Miofo: (ofo) mt. s. (miofosa): (ho an'ny vorona) Mihintsana ny volo teo aloha ka mi-solo vaovao indray: Miofo…tohiny
Miofy: (ofy) mt. p. (miofia): Manala hoditra voankazo; mivaofy, manala kirany: Ny olona fadiranovana no miofy…tohiny
Miohaka: (ohaka) mt. s.: Miendaka, miala, mihintsana:Miohaka ny lalotra ka tokony houonjena haingana.
tohiny
Miohatra: (ohatra) mt. s.: Mita-ha, miolotra: Mandeha haingana ny lamasinina, miohatra amin'ny fiarambahoaka.…tohiny
Mioitra: (oitra) mt. s. (mioira): Enti-milaza ny angady tsindriana mafy ka mampiendaka baingan-tany be. ? h,o.:…tohiny
