Litera m

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Miotrika: (otrika) mt. s. (miotreha): Mipetraka amin'ny toerana mafana mba ho masaka, 1 h.o.: Mihiboka antrano:…tohiny
Mioty: (oty) mt. p. (miotaza): Manapaka (voankazo na voninkazo) hiala amin'ny tahony, manaisotra hiala amin'ny…tohiny
Miova: (ova) mt. s. (miovà): Mi-solo ho hafa, manjary hala: Niova tokoa izy! Izy ilay mpisotro toaka taloha…tohiny
Miovaka: (ovaka) mt. s.: Miendaka, mihefakefaka: Miouaka ny lalotra ka tokony houana. tohiny
Miovoka: (ouoka) mt. s.: Miala, miesotra, mitsoaka: Oadray! niovoka ny nifiko. tohiny
Mioza: (oza) mt. s. (miozà): Misasa (tanana, tarehy...). tohiny
Miozona: Miozonozona (ozona) mt. s.: Mianiana miantso loza raha toa ka mivadika amin'ny fianianana. tohiny
Mipahimpahina: (pahimpahina) mt. s.: Tsy mahita tsara, mahita manjavozavo; tsy mahay mahita izay tadiavina. tohiny
Mipaika: (paika) mt, p: Mandidy sy mikapa (vato): Mipaibato no raharahan-dRabe. • h.o.: Miteny mafy, mandevilevy.…tohiny
Mipaingo: (paingo) m.t. s.: Migadra. tohiny
Mipaingotra: (paingotra) mt. s.: Voatana amin'ny paingotra. tohiny
Mipaka: (paka) mt. s. (mipakà): Mikambana, mitambatra, mikaona: Tsy mipaka tsara ny hazo amin'ity farafara ity.…tohiny
Mipakapaka: (pakapaka) mt. s.: Mandeha amim-pihadrohadroana noho ny tena lava marotsaka. tohiny
Mipalapala: (palapala) mt. s.: Lava mitezotezo; mandeha midrahodraho noho ny halavana mampitsipaikona. tohiny
Mipampàna: (pampana) mt, s,: Mitsapatsapa ao amin'ny maizina na noho ny maso pahimpahina. 1 h.o.: Manao an-jamba.…tohiny
Mipaoka: (paoka) mt. p.: Mifaoka, manendaka: Nipaoka ny tafo ny riuotra. • Mangalatra amim-pahakingana: Nisy…tohiny
Mipapapapa: (papapapa) mt.s (mipapapapà): Mamindra maika mankatsy mankaroa noho ny fahaverezan-kevitra; mitotototo,…tohiny
Mipararatra: (pararatra) mt. s.: Mikararana, mitete be. tohiny
Mipararetra: (pararetra) mt. s.: Mangovitra izaitsizy, mihovitrovitra toy ny rano andravina: Nipararetra izy raha…tohiny
Miparasaka: (parasaka) mt. s.: Miparitaka, miely; miseho tsy misy miafina. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0434