Litera a
Ataboretaka: (taboretaka) mt. at. (ataboretaho): Asainamibotetaka.
tohiny
Ataboroaka: (taboroaka) mt, at. (ataboroahy): Avoaka hiseho any ambadika, managorobaka (zava-maranitra mandoaka).…tohiny
Atabotetaka: (tabotetaka) mt, at. (otabotetaho): Apetraka, ka ny fanambaniny avala hivelatra.
tohiny
Atafo: (tafo) mt. fit. (atafoy): Atao tafo, entina manafo: Herana no natafonay ny tranonay any ambanivohitra…tohiny
Atailana: (tailana) mt, fit. (atailano): Entina manatailana, mandidy vilana tsy mitovy tantana.
tohiny
Ataina: (taina) mt. at. (ataino): Andrehetana afo: Vatan-kininina iray no natainay dia nahamasaka ny vomanga…tohiny
Ataingina: (taingina) mt, at. (ataingeno): Atao na apetraka eo ambony: Ataingeno eo ambony fatana ny vilany.
tohiny
Atakalo: (takaio) mt, at. (atakalozy): Soloana zavatra heverina ho mitovy vidy aminy (mitovy amin'ny takalozana…tohiny
Atakarina: (tokarina) mt. at. (atakarino): Avala hiresaka, hihinana any an-tranon'olona: Aza atakarina any an-tranon'olona…tohiny
