Litera a
Azo: mt. Lasa tompon-javatra: Azoko ilay loka lehibe. 1 Tratra, voasambotra: Azon'ny saka ny uoalauo. ~ Voan'ny...:…
tohiny
Azoazo: (t.u.r.) mt, Tiana araka ny fankasitrahan'ny maso, na ny sofina...: Iza no alainao amin'ireto satroka…
tohiny
Azojotra: (zojotra) mt. fit. (azojory): Entina manao zojotra na gorampà.
tohiny
Azon'ny: ppt. feh.: Izay enti-milaza antony nahatonga: Nandraiki-narary izy azon'ny nanao uizana loatra tamin'ny…
tohiny
Azotra: (zotra) mt. at. (azôry): Atodika mahitsy mankany amin'ny...
tohiny
Azy: s. o.: Misolo olona entimanolo ny izy raha atao teny fameno: Tia azy aoka izany ny reniny; na raha atao…
tohiny