Litera a

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Atakila: (takila) mt, at. (atakilao): Alaina ny antsasany. tohiny
Atakitsoka: (takitsoka) mt. at. (atakitsohy): Atsipy, alentika lalina dia lalina, ahitsoka lalina. tohiny
Atakizina: (takizino) mt. at. (atakizino): Atao mitakizina, avala ao anatin'ny maizina. ? Atao tonga fadiranovana.…tohiny
Atakobaka: (takobaka) mt. at. (utuko bah y): Ahetsiketsika ao anaty rano. tohiny
Atakoboka: (takoboka) mt. at.: Entina manafo (ny filaniana), tohiny
Atakoditra: (takoditra) mt. at. (atakodiro): Andrahoina aman-kodiny: Atakoditra ny ovy sy ny vomanga matetika. tohiny
Atakoko: (takoko) mt. at. (atakokoy): Asaina mitakoko. tohiny
Atakolaka: (takolaka) mt. at. (atakolahy): Asaina mitampify mba hitily, hitsikilo. tohiny
Atakona: (takona) mt. fit, (atakony): Entina mibata. tohiny
Atakona: (takona) mt. fit. (atakony): Entina manakona, tohiny
Atakosina: (takosina) mt, at. (atakosino): Atao boribory lavalava. tohiny
Atakotra: (takotra) mt, fit. (atakofy): Entina manakotra, manarona amin'ny takotra. tohiny
Atakotroka: (takotroka) mt. at. (atakotrohy): Atao mipoaka mafy, tohiny
Atakovana: (takovana) mt. at. (atokovàno): Apetaka mate-vina be. tohiny
Atalaho: (talaho) mt, fit. (atalahoy): Entinamitalaho (toy ny tanana, ohatra izany, ny vava sy molotra...). tohiny
Atalantalana: (talantalana) mt. at. (atalantalano): Atao amin'ny talantalana, apetraka ambony talantalana. tohiny
Atalapetraka: (talapetraka) mt. at. (atalapetraho): Asaina mitalapetraka, mipetraka ka ny tongotra mifanapaka sy mifanindry…tohiny
Atamana: (tamana) mt. at. (atamano): Atao tonga tamana. tohiny
Atambatra: (tambatra) mt. at. (atambaro): Akambana, ampiraisina, aharo: Natambany tao am-pisoko iray daholo ny…tohiny
Atamberina: (tamberina) mt. at. (atombereno): Asaina mandeha dia miverina; asaina mandroso dia misangodina. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0157