Litera a
Atsaraingona: (tsaraingona) mt. at. (atsaraingony): Asalovana, atsatsaingona.
tohiny
Atsarapaka: (tsarapaka) nit at (atsarapaho): Azera na alatsaka na atosika tampoka tsy ampoizina ao anatin'ny...…tohiny
Atsararaka: (tsararaka) mt. at, (atsararàho): (feo) Atao mikiririoka no sady farin:parina.
tohiny
Atsatoka: (tsatoka) mt at (atsatôhy): Ajoro, alentika tsy afa-mihetsika: Atsatohy eto ny tahon-tsaina 1 H.o,:…tohiny
Atsatsaingona: (tsatsaingona) mt, at. (atsatsaingàny): Entimilaza teny na olona entina na asaina mitsatsaingona.
tohiny
Atsatsiaka: (tsatsiaka) mt. at. (atsatsiàho): Atao rovitra ka heno ny fitriarany.
tohiny
Atsehatseha: (tsehatseha) mt. at, (atsehatsehao): Asaina mandeha na ampandehanina moramora aoka izany.
tohiny
Atsehontsehona: (tsehontsehona) mt, at, (atsehontsehony): Avala hiketsoketso, hitsaontsaom-bava.
tohiny
Atselika: (tselika) mt. fit. (atseleho): Enti-manao na end-malta amim-pahamailahana, amim-pahaldngàna.
tohiny
Atsena: (tsena) mt, fit. (atsenao): Aroso mba hitsena, na hananty ny famelezana mankamin'ny tena: Ny kihoko…tohiny
Atsentsina: (tsentsina) mt. fit. (atsentsèno): Entina manentsina,
tohiny
Atsentsitra: (tsentsitra) mt. fit. (atsentsèfo): Entina mitsentsitra, mitrbka.
tohiny
