Litera a
Atsingedana: (tsingedana) mt. at.: Avalampatra, atsotra mivalandbtra.
tohiny
Atsingerina: (tsingerina) mt, at (atsingereno): Averina, enti na miverina: Natsingerin'Ibalita ny omby. tr Averina,…tohiny
Atsingevina: (tsingeuino) mt, at. (atsingeveno): Asavilivily, akipilipily.
tohiny
Atsingilahila: (tsingilahila) rat. at. (atsingilahilao): Avembena, arondrbna: Aza atsingiiahila ny sininao sao vaky.…tohiny
Atsingina: (tsingina) mt. fit. (atsingino): Entina maningina, mandraikitra vifotsy amin'ny firaka.
tohiny
Atsingoana: (tsingoana) mt, at. (atsingoany): Azera ka ny 10-hany no atao ambany: Natsingoanan'ny alika ny vilany.…tohiny
Atsingoloka: (tsingoloka) mt. at. (atsingolàhy): Atsimbadika ka ny loha no atao ambany, atotongana: Aza atsingoloka…tohiny
Atsinjara: (tsinjara) mt. at. (atsinjarao): Atao mitsitokotoko; tsy amidy ambongadiny: Atsinjarao ireo voanjo ireo.…tohiny
Atsinkafona: (tsinkafona) mt. at. (atsinkafôny): Ahevaheva eny ambony rano: Aza dia atsinkafona re ny loto efa mandry…tohiny
Atsinkasina: (tsinkasina) mt. at. (atsinkasino): Atsimbadimbadika, akodiadia.
tohiny
Atsinomina: (atsimo) mt. ih. (atsinomy): Atao mianatsimo, atodika any atsimo: A-tsinomy it? latabatro
tohiny
Atsintsindrana: (tsintsindrana) mt. at. (atsintsindràno): A-saina mihoatra na manivaka amin'ny namany.
tohiny
Atsipalotra: (tsipalotra) mt, at. (atsipalàry): (maso) Asaina mijery vetivety, miserana: Natsipalotro teny aminy…tohiny
Atsipelika: (tsipelika) mt. at.: Apelipelika, asavilivily.
tohiny
Atsipeloka: (tsipeloka) mt. fit.: (teny an-tsafelfka) Enti-mamely ny sasany.
tohiny
Atsipilivaka: a,: Lalaon'ny ankizy izay hiadiana ny hahatafidirana zavatra (kanety na vato) ao anaty lavaka.
tohiny
