Ampidiro aloha ny tenimiafina
Litera a
Atsilo: (tsiio) mt, fit. (atsilôvy): Entina mitsilo, manazava: Ilay jiro fanao am-paosy vaovao atsilo ny vahiny,…tohiny
Atsilo: (tsilo) mt. ft. (atsiloy): Entina mametaka, mampiraikitra toy ny amin'ny tsilo: Mividiana paingotra…tohiny
Atsimbadika: (tsimbadika) mt. at. (atsimbadiho): Avadika a-tao ambony ambany, ahohoka: Natsimbadiny ny laona dia…tohiny
Atsimbina: (tsimbina) mt. fit. (atsimbino): Entina mitsimbina: Nahavory vola arivd izahay hatsimbina ireo mahantra…tohiny
Atsimbohitra: (tsimbohitra) mt, at. (atsimbohiro): Asesika hanohitra ny manam-Pahefana, hikomy.
tohiny
Atsimintsimina: (tsimintsimina) mt, at. (atsimintsimino): Atao tonga falifaly.
tohiny
Atsimo: a: Lafin'ny tany any an-kavanana raha mitodika miantsinanana; mifanohitra amin'ny avaratra. •H,o,: Kely…tohiny
Atsimpohafoha: (tsimpohafoha) mt. at.: Atao mitsitoko- Ats toko (tany); atao mitsangantsangana (volo).
tohiny
Atsimpona: (tsimpona) mt. fit. (atsimpony): Entina mitsimpona, miondrika maka zavatra tsirairay.
tohiny
Atsinanana: a: Ny lafin'ny tany iposahan'ny masoandro, mifanohitra amin'ny andrefana: Avy any atsinanana no miposaka…tohiny
Atsinananina: (atsinanana) mt. ih. (atsinanano): Atao nritodika miantsinanana. ~ Alefa na atao miantsinanana.
tohiny
Atsindrantsindrana: (tsindrantsindrana) mt. at. (atsindrantsindrano): Atsangantsangana (volo).
tohiny
Atsindrika: (tsindrika) mt. fit, (atsindriho): (herana) Entina manafo trano: Saika tsy nahita herana hatsindriko…tohiny
Atsindroka: (tsindroka) mt. fit. (atsindrohy): Entina mitsindroka na maka zavatra, vato kely na voan-javatra, anrin'…tohiny
Atsindrona: (tsindrona) mt, fit, (atsindrony): Entina manindrona.
tohiny
Atsindry: (tsindry) mt, fit. (ats ind rio): Entina manindry: Biriky atsindry io tsihy io raha toa tsy mahita vato…tohiny
Atsingadina: (tsingadina) mt. at. (atsingadino): Apotraka, alavo, akodia amin'ny tany.
tohiny
Atsinganga: (tsinganga) mt, at, (atsingangào): Atao mitsinganga, miainga fia.
tohiny
Atsingatotra: (tsingatotra) mt. at. (atsingatory): Apotraka ka miainga ny ilany vao mianjera; alavo ka mitsingadina…tohiny
