Ampidiro aloha ny tenimiafina
Litera A
Atemitra: (temitra) mt at. (atemero): Atao temitra; atao fefy andravahana: Taratasy henjana misy sarim-boninkazo…tohiny
Atentina: (tentina) mt, fit. (atenteno): Entina mandoko; ahosotra: Tanirauo atentina fotsiny izany fa tsy ny tena…tohiny
Ateny: (teny) mt. at,: Lazaina, ambara: Tsy nahita hateny ny anao lahy nony niditra tampoka aho.
tohiny
Aterana: (atitra) mt, pdr,: Entimilaza ny olona omena na itondrana zavatra, fa ilay zavatra omena kosa na entina…tohiny
Aterina: (atitra) mt, ih, (atero): Entina: Naterina tany amin' ny hopitaly ilay marary, • A-verina amin'ny nakana…tohiny
Atetika: (tetika) mt. fit. (ateteho): Entina mitetika, mandidy ho tapatapany fohy hatrany: It? ny antsy natetiko…tohiny
Atevateva: (tevateva) mt, fit, (atevatevazo): Entina manevateva, manao tsinontsinona, maniratsira.
tohiny
Ati-pako: a.: Fomba fampamerenana mangingina amin'ny tompony ny vola na zavatra madinfdinfka hafa izay nangalarin'olona…tohiny
