Litera F

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Fitsilanesana: (tsilany) a.: Fandriana ka ny lamosina no a-tao ambany, izany hoe ny maso miandrandra ambony: Ny filanesana…tohiny
Fitsilany: (tsilany) a.: Fomban' ny olona mitsilàny, izany hoe mandry ny lamosina no atao ambany. tohiny
Fitsililalila: (tsililalila) a.: Fidoladolana rehefa mandeha, na koa eo am-pipetrahana. tohiny
Fitsilo: (tsilo) a.: Fomba entina mitsilo, izany hoe mitondra hazavana mba hahitana ao amin'ny maizina. 1 Zavatra…tohiny
Fitsiloliloly: (tsiloliloly) a.: Toetran'ny zavatra mitsiloliloly, izany hoe misy tsiloliloly na ranon-javatra maditidity.…tohiny
Fitsilotidotika: (tsilotidotika) a.: Halotoana misotisoty. tohiny
Fitsimbadihana: (tsimbadika) a.: Fikodiadiavana, fihodinkodinana: Tsy hita holazaina ny fitsimbadibadihan'Ikoto teo…tohiny
Fitsimbadika: (tsimbadika) a.: Toetran'ny zavatra mitsimbadika, izany hoe mikodia, na mihohoka, na mivadika, miova…tohiny
Fitsimberiverena: (tsimberiuery) a.: Firioriovana, firenirenena. tohiny
Fitsimberivery: (tsimberivery) a.: Toetran'ny olona mitsimberivery, izany hoe mirenireny, miriorio. tohiny
Fitsimbina: (tsimbina) a.: Fomba entina mitsimbina, izany hoe mikarakara tsara, miahy, manao izay tsy hahasfmba.…tohiny
Fitsimbinana: (tsimbina) a.: Fi tandremana, fikarakarana tsara, fiahiana: Ny fitsimbinana ny kamboty. 1 Fanaovana…tohiny
Fitsimbohirana: (tsimbohitra) a.: Fanoherana ny manampahefàna. tohiny
Fitsimbohitra: (tsimbohitra) a.: Fomba entina mitsimbohitra, izany hoe manohitra ny manam-pahefàna. tohiny
Fitsimintsimina: (tsimintsimina) a.: Toeran'ny olona mitsimintsimina, izany hoe falifaly, ravoravo, tohiny
Fitsimintsiminana: (tsimintsimina) a.: Fifalifaliana; fixavoravoana. tohiny
Fitsimohana: (tsimoka) a,: Faniriana tsimoka, fahavakiambàzana. tohiny
Fitsimoka: (tsimoka) a.: Fomban'ny zavatra maniry mitsimoka na vaky vazana: Tsara fitsimoka ny voly rehetra namboleko…tohiny
Fitsimpohafoha: (tsimpohafoha) a.: Toetran'ny zavatra mitsimpohafoha, izany hoe mifohafoha, mitsangantsangana (volo);…tohiny
Fitsimpohafohazana: (tsimpohafoha) a.: Fitsangantsanganam-bolo; fifohazana na fisehoan-javatra indray: Mampanahy indray…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0335