Litera M

A | B | D | E | F | G | H | I | J | K | L | M | N | O | P | R | S | T | V | Z
Miviona: (viona) mt. s.: Lasa mihodivitra, mibolidy; mibirioka. Ahitsio
Mivirioka: (virioka) mt. s.: Mifaraingo, mibilabila: Miuirioka ny soratr'ity zaza kely ity. Ahitsio
Miviroka: na Mivirotra (viroka na virotra) mt. s.: Mifandrirotra, mioritroritra, mivilambilana. Ahitsio
Mivitrana: (vitrana) mt. s. (auitrano): Mizaitra ho iray: Lamba mivitrana ity ka lehibe mihitsy. ? Voarindra: Nivitrana indray ny fifankatiauanay efa saika rasa teo in y. Ahitsio
Mivivitra: (vivitra) mt. s.: Voaray amin'ny sisiny na amin' ny silany kely; misintontsintona; (teny) voatsongo izay roritina mba hiadiana. Ahitsio
Mivivy: (vivy) mt. s.: Toa mi-la handoa, ta handoa, misalebolebo. Ahitsio
Mivizana: (vizana) mt. s.: Manao vizana, reraka, trotraka, mitsemboka: Izaho ue no niuizana taminy ka olon-kafa no hioty soa aminy nony lehibe izy! Ahitsio
Mivizatra: (vizatra) mt. s.: Miteny olona amin'ny feo mafy na an'avonavona: Aza dia mahery mivizatra toa io ianao fa tsy tsara mihitsy! Ahitsio
Mivoady: (voady) mt. s. (mivoadia): Manao voady: Nivoady hanao fivahiniana masina izy raha sitrana soa aman-tsara. ? Mianiana, ma-nome toky; mikasa mafy: Nivoady tsy hisotro toaka intsony Rakoto. Ahitsio
Mivoaka: (voaka) mt. s. (mivoàha): Miala ao an-trano: Tsy niuoaka ny trano aho efa nisy ho hefarana izay. ? Miavela, mivalan-drano: Andraso kely, fa lasa nivoaka izy. ? Mivahiny, mitsangantsangana: Nivoaka any an-tsaha any daholo izy mianakauy. ? Voalaza am-pahibemaso: Nisy didy niuoaka momba izany indrindra taona itsy. ? Miseho: Mivoaka daholo ny môniny raha vao mihinantsakay izy. / Efa niuoaka tamin'ny gazety izany zavatra lazainao izany. Ahitsio
Mivoantailahy: (voantailahy) mt. s.: Misaraka, mitokana amin'ny maro. ? Kanosa ka mitory ny sasany rehefa voatery. Ahitsio
Mivoaramena: (uoara) mt. s.: Manjary mena ohatra ny voankazo masaka ifotony. Ahitsio
Mivoatra: (voatra) mit. s. (miuoàra): Milamina: Mivoatra tsara ny bokinao ato en'efitranonao. ? Mandroso, mihatsara: Tokony hiuoatra hatrany ianareo fa tsy hianina fotsiny amin'izao toetra anananareo izao. ? Miendrika: Mivoatr'adala Rangahy io. Ahitsio
Mivoha: (voha) mt. s. (mivohà): Misokatra, tsy mikatona: Miuoha ny uaravarankety ka miditra ny riuotra madio. ? Azo aleha: Efa mivoha ny lalana manhany Toamasina. ? Mangata-dalana tsy ho tonga: Mivoha lava io mpianatra io. Ahitsio
Mivohitra: (vohitra) mt. s. (mivohira): Mibontsina, kibotains: Andry mivohitra. ? Mibokitra, mivohon-tsotro: Miuohitra ny arabe eto ho e to. Ahitsio
Mivoho: (voho) mt. s.: Mana-na na misy voho...: Mivohon-tsokatra (marions vohon-tsokatra, mitovy firafitra amin'ny hoe mimasomborondolo). - F.-p.: Mivohom-pafana, miuohon-tsotro: mivohitra, mibohitra. / Miuoho-mamba: tsy manaiky ny mpitondra. / Tsy mivohovoho: sahisahy. Ahitsio
Mivoivoy: (uoivoy) mt. s. (miuoiuoiza): Mandeha ats? sy ar3, mivezivezy: Niuoiuoy eran'ny tanàna izy omaly. Ahitsio
Mivokoka: (uouoka) mt. s.: Mivolantsinana, milantsika: Tsy azo anaouana lohatrano ity hazo ity fa miuokoka loatra. ? Miondrika, miletsy, manjoko: Nampatahelo er? ny nijery azy niuokoka azon' ny entana nentiny. Ahitsio
Mivokovoko: (uokouoko) mt. s.: Misy mivohitra mikibontana. Ahitsio
Mivoky: (voky) mt. s. (miuoki- 7~ sa): Mihinana araka izay tia- na, miala fo: Nivoky tsara izy uao nandeha. Ahitsio