Litera M
Mitohoka: (tohoka) mt. s. (mitohofa): Voatohan'ny fefy ka mihandrona, be rano: Efa mitohoka ny rano amin'ny tanimbarinao.…tohiny
Mitohy: (tohy) mt. P.: (mitohiza): Mampiditra zavatra maro mifanarakaraka amin' ny kofehy na amin'ny tsoraby:…tohiny
Mitokaka: (tokàka) mt. s.: Mihomehy, mitokelaka toa maneso. 1 Manao feo toa mampiseho hagagàna fatratra mi-haro…tohiny
Mitokalo: (tokalo) mt. s.: Mitaraindraina, mangataka amim-pitambezoana, mitaky tsy an-kijanona.
tohiny
Mitokana: (tokana) mt. s. (mitokàna): Mipetraka irery: Mitokana ao an'efitra ao izy fa tsy miaraka amin'olona.…tohiny
Mitokantokana: (tokana) mt. s.: Mipetrapetraka irery fa tsy mba miaraka amin'ny ha-fa.
tohiny
Mitokelaka: (tokelaha) mt. s.: Mihomehy mikakakaka mampiseho hafaliana, na indraindray kosa somary maneso.
tohiny
Mitokiky: (tokiky) mt. s. (mitokikia): Mamitsaka sady manjonitra toa malahelo; mipetraka, mijokaiky: Nitokiky…tohiny
Mitoko: (toko) mt. s. (mitokoa): Mitsinjarazara ho toko maro: Efa mitoko ireo ny a-nana ka firy toko no alainao?…tohiny
Mitokona: (tokona) mt. s. (mitokdna): Mihenahena, midongy, tsy mety mandeha: Mitokona ireto omby ireto. ? Mihenahena…tohiny
Mitokotoko: (toko) mt. s.: Mitsinjarazara ho toko maro (mitovy amin'ny mitoko fa fampiasa kokoa).
tohiny
Mitokozihitra: (tokozihitra) mt. s. (mitokozihira): Mihenahena velona tsy mety mihetsika hiasa na hanampy.
tohiny
