Litera M
Mitomoetra: (tomoetra) mt. s. (mitomoera): Mitoetra, mipetraka, mijanona: Mitomoera andro oitsiuitsy atys aminay.…tohiny
Mitompo: (tompo) mt. s.: Mikiry amin'ny heviny. - Mitompo teny fantatra: mikiribiby mitana ny heviny izay heveriny…tohiny
Mitonantonana: (tonantonana) mt. s.: Mivezivezy foana tsy misy antony, tonga fotsiny tsy misy zavatra hatao: Ity izaho…tohiny
Mitondra: (tondra) mt. p. (mitondrà): Mamindra toerana zavatra entina miaraka amin' ny tena ka ny tanana no anaovana…tohiny
Mitondra: (ny valy, ny vokatry ny natao): Mibaby ny fahotan'i Adama sy Eva ny velona rehetra, araka ny fampianarana…tohiny
Mitondraka: (tondraka) mt. s.: Mahazo rano hanirlany tsara: Tsy mboia nitondraka lahy ity voninakazo it?l 1 Mihoapefy:…tohiny
Mitondrantondrana: (tondrantondrana) mt. s.: Mitavozavoza, mitavoravora.
tohiny
Mitondrendrena: (tondrendrena) mt. s.: Matoritory, mitsikam okam o, mitoredretra, mivozavoza.
tohiny
Mitondritra: (tondritra) mt. s.: Mandroso na mitatao mankany ivelany.
tohiny
Mitonendrina: (tonendrina) mt. s.: Miraikiraiky, tsy mitandrina tsara fa toa adaladala fanao zavatra.
tohiny
Mitongalika: (tongaüka) mt. s.: Miforitra (ohatra ny lohalika).
tohiny
Mitongilana: (tongilana) mt. s. (mitongilàna): Mihilana, tsy miarina marina tsara, miro-na, miraika: Mitongilana…tohiny
Mitongoa: (tongoa) mt. p.: Miampy, misy zavatra mitatao eo amboniny toy ny trafo (tongoa): Vary iray vilia mitongoa…tohiny
Mitongotra: (tongotra) mt. s.: Mibikan-tongotra: Mitongokisoa ny basy poleta.
tohiny
