Litera M

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Mitony: (tony) mt, s.: Mihaketraka, mihalefy: Efa mitony va ny hatezerany? • Mionona: Mitony ihany ny alahelo…tohiny
Mitopatopa: (topatopa) mt. s.: Mihetsiketsika, mihevingevina, manonja: Mitopatopa ny alon-drano, ¶ M.h.: Manonjanonja,…tohiny
Mitopy: (topy) mt. s. (mitopaza): (maso) Miantefa mijery kely miserana: Nitopy tany amiko ny masony ka menatra…tohiny
Mitoraka: (toraka) mt. p. (mitoraha): Manipy vato aminjavatra mbahahavoa azy: Nitora-bato ny uoronay izy. ? Mizotra…tohiny
Mitoreo: (toreo) mt. s.: Manao feo mitaraindraina, mampahonena: Mampalahelo izany vorondreo mitoreoreo any ambony…tohiny
Mitoretra: (toretra) mt, s.: Mitangongo (ny voa vokatra tsara eny ambony hazo). • Mikainkona, mifendrotra. • Mikisinkisina,…tohiny
Mitorevaka: (toreuaka) mt. s. (mitoreuaha): Mipetraka fotsiny tsy manao na inona na inona, midonana-poana, varimbariam-poana.…tohiny
Mitoringana: (toringana) mt, s.: Mandringa, mikotringa: Aretina no nahatonga an'io zaza io hitoringana. ¶ M.h.: Man…tohiny
Mitoroka: (toroka) mt, s. (mitordha): Miampanga tsy marina, milaza ho nanao ny zavatra tsy natao, manendrikendrika:…tohiny
Mitorovoka: (torouoka) mt. p. (mitorouoha): Mipetraka miarinarina amin'ny tany na eo ambony tsihy, ny lohalika atsangana…tohiny
Mitory: (tory) mt. p. (mitoria): Milaza sy mivaofy ny tanin' Andriamanitra: Mahay mitory teny io mpitondra fivauahana…tohiny
Mitory: (tory) mt. p. (mitoria): Manasilaka ny tsiratsirany: Mitory zauamaniry hatao kofehy. - F.-p.: Mitory…tohiny
Mitory: (tory) mt. s. (mitoria): Miampanga amin'ny manampahefana miandraikitra ny raharaham-pitsarana: Mahazo…tohiny
Mitory: (tory) rat. p, (mitoria): Manisy soritra manelanelana na manavaka: Mitory tanimbary. tohiny
Mitosaka: (tosaka) mt. s. (mitosaha): Mitobaka betsaka indray mandeha: Nitosaka ny rora avy tao am-bauany. ? h.…tohiny
Mitosy: (tosy) mt. p. (mitosia): Mikasika (amin'ny lalao kanety), tohiny
Mitosy: (tosy) mt. s. (mitosia): Manao fihetsehana miangolangola mba hanehoam-pitiavana na hierenam-pitia amin'…tohiny
Mitotàtra: (totôtra) mt. s.: Milefaka (hozatra). tohiny
Mitoto: (toto) mt, s. (mitotoa): Mamotipotika zavatra: Mitoto uoanjo. • Mikosoka ny varyakotry hialan'ny hodiny:…tohiny
Mitotojanjina: na Mitotozanjina (totojanjina na totozanjina) mt. s.: Mihanjaka miseho vatana, tsy miakanjo. ¶ M.h.:…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0244