Litera T
Tsororika: p. t.: Lava manify, malemilemy. - t.i.f.: Mitsororika, fitsororika 1 itsororihana, fitsororihana / tsororidrorika.…tohiny
Tsorotsaka: Mitovy amin'ny Korotsaka.
tohiny
Tsorotsorona: Mitovy amin'ny Tsoritsoriny.
tohiny
Tsotahana: (tsotaka) mt. pdr. (tso tahy) : Idirana (zavatra mafimafy ao anaty rano na fotaka).
tohiny
Tsotaka: ft.: Feon'ny zavatra mafimafy (vato, vy...) mitsofoka ao anaty rano na fotaka; feo re mitsopaka amin'…tohiny
Tsotra: p. t.: Mahitsy tsy misy mivonkina: Tsotra tahaka ny tsinaim-balala. ~ Mora tsy manahirana ny fanaovana…tohiny
Tsotsòka: a.: Karazan-javamaneno tsotra dia tsotra fa vy na haro kely misy vavany ary loaka tokana eo amin' ny…tohiny
Tsotsoraka: a.: Karazan-kazo fanao tehina.
tohiny
Tsotsotsotso: a.: Feo re amin' ny vy mena mivaivay atsoboka ao anaty rano , na amin' ny zavatra ritra raha tampohan-drano…tohiny
Tsovahana: (tsovaka) mt. th. (tsovaho): Main'ny hanina mahamay: Notsovahan'ny ronono mahamay ny lelako.
tohiny
Tsovaka: p.t.: Main-javatra mahamay — na rano mangotraka izany na vy mivaivay — ka miendaka ny hoditra ary miseho…tohiny
