Ampidiro aloha ny tenimiafina
Litera T
Tsoahana: (tsoahy) mt. ih,: Ongotana: Tsoahy ity fantsika ity fa mety handratra. 1 Esorina, alana: Notsoahany…tohiny
Tsoaka: ft.: Fanongotana, fanesorana hiala; fialana sy fandosirana. - t.i.f.: Tsoahana, voatsoaka, tafatsoaka…tohiny
Tsobatsoba: p.t.: Be rano loatra, be rony loatra. i t.tf,: Mitsobatsoba, fitsobatsoba 1 mahatsobatsoba.
tohiny
Tsobo: a.: Fitsarana taloha toy ny fampinomana ary mbola hita indraindray any anindran-tany mandraka ankehitriny:…tohiny
Tsobohana: na Tsobohina (tsoboka) mt. pdr, na rat. ih. (tsobohy): Enti-milaza rano asiana na andentehana zavatra…tohiny
Tsoboka: o.: Fidinana ho ao anaty rano; roboka; fidirana ao anaty zavatra. - t.i.f.:Tsobohana, tsobohina, atsoboka,…tohiny
Tsodrano: a.: (taloba) Rano nafafy tamin'olona na natao tao am-bava dia notsofina hifafy aminy, ka ny nofafazana…tohiny
Tsofa: a.: Fiasana misy nifinifiny fanapahana hazo na vy. 1 t.i,f.: Tsifana, atsofa, voatsofa 1 manatsofa,…tohiny
Tsofana: (tsofa) mt. ih. (tsofĂ o): Tapahina amin'ny tsofa: Tsofao kely re ity hazo ity alohan'ny handehananao,…tohiny
Tsofin-drano: (tso-drano) mt. ih, (tsofy rano): Rarfna soa. ~ Atao batisa na batemy. ~
tohiny
Tsofoka: o.: Fidirana ao anatin' ny,,.; fandrosoana ho ao afovoan'ny... i t.tf.: Tsofohana, atsofoka, voatsofoka,…tohiny
Tsofoka: na Sisika: Kianteny kely atsofoka na asisika ao anaty fototeny mba hanaovana sampanteny, oh. -in- atsofoka…tohiny
Tsoforana: (tsofotra) mt. pdr. na ih. (tsofory): Sitrihana, lentehana: Notsoforany benitra ny kibon'ilay fahaualo…tohiny
Tsofotra: p. t.: Milentika, maty, tafasoka, nisoka: Tsofotra ity ny masoandro nefa mbola tsy niverina ihany izy.…tohiny
Tsojay: a.: Filam-ban!ny aminjavatra kely tsy misy antony akory. - F.-p.: An-tsojay: amin-kalozana mihoa-pampana./Manao…tohiny
Tsoka: a.: Fandefasana rivotra avy ao am-bava: na hamonoana na hamelomana afo na hampangatsiatsiahana na hanalana…tohiny
