Litera T
Taomina: (taona) mt. ih. (taomy): Tateri.na, entina hafindra toerana: Taomy ireto vato ireto. • Tarihina hanaraka…tohiny
Taona: a.: Fotoana ihodinan' ny tany manodidina ny masoandro, na fotoana ahatafahodinan'ireo fizarana efatra:…tohiny
Taona: a.: Tatitra entana na zavatra hafa ho amin'ny toerana hafa. • Fitarihana olona hafa hanaraka ny hevitry…tohiny
Taontaonkafa: o.: Teny entimilaza ny feon'ny kankafotra, na io vorona io mihitsy koa.
tohiny
Taoriana: p. mt.: Ny teny hoe "aoriana" ialohan'ny mariky ny lasa "t" ka ampiasaina hilazana fotoana: Tonga taorian'ny…tohiny
Taovany: a.: Izay rehetra ao anatin'ny tenan'ny biby vonoina — ivelan'izay antsoina andavanandro hoe hena — toy…tohiny
Taozavatra: a.: Fanamboarana ny zavatra vita-Nanahary ho zavatra azon'ny olombelona hanina na ampiasaina amin' izay…tohiny
Tapahina: (tapaka) mt. ih. (tapaho): Zaraina tarangana roa: Tapahina ny tady. • A-janona, ampiatoina: Aza tapahinao…tohiny
Tapaka: a.: Enti-milaza zavatra voadidin-java-maranitra ka tarangana mizara roa misaraka er?: Tapaka ny tehiko.…tohiny
Tapatapakahitra: a.: Resadresaka mahasoa amim-pihavanana, dinidinika.
tohiny
Tapenaka: a: Ny tapany ambony amin'ny rindrin'ny sakantrano, izay atao telozoro, ka ny lohany maranitra ambony…tohiny
Taperina: (tapitra) mt. ih, (tapero): Vitaina, faranana: Tapero izato resakareo fa efa alina ny andro. • Lanina:…tohiny
Tapia: a.: Karazan-javamaniry izay antonontonony ny habeny, maniry indrindra any amin'ny faritanin'Imamo ary…tohiny
