Ampidiro aloha ny tenimiafina
Litera T
Taranaka: a.: Fitambaran'ny zanaka aman-jafy sy ny zanany mitohitohy hatrany, nateraky ny olona iray tany aloha;…tohiny
Tarangana: p.t.: Tapaka hentitra tsara (teny iray ihany amin'ny Tangarana fa nisy fi-fun adih am-banin teny ).…tohiny
Taranjana: a.: Tangozan'ny ravina mampitohy azy amin' ny taho, sampantsampan'ny vody saonjo. • h,i: Saikiny entina…tohiny
Tararaka: a.: Vorona naman' ny vorondolo. ? h.o.: Entimilaza olona varimbariampoana sy midonanaka amin' ny tsy…tohiny
Taratasy: a.: Zavatra amboarina amin'ny zavamaniry na voridamba izay atao koba dia tampisahana manify dia manify,…tohiny
Taratra: a.: Hazavana alefa-na zavatra miantefa amin'ny rano na fitaratra: Manimba maso ny taratry ny masoandro…tohiny
Tarazo: a.: Toetran'ny zavatra mihantona mikiraviravy, toy ny voankazo. 1 Teny na kabary na raharaha maharitra,…tohiny
Tarehy: a.: Ny faritra anoloana amin'ny loha, misy ny handrina, ny maso, ny orona, ny vava; ny tava: Be tandra…tohiny
Taretra: a.: Karazan-javamaniry. fanao kofehy ny hozadraviny: Be taretra maniry amin' ity faritany atsimo ity.…tohiny
Tariby: a.: Vy natao miezoezo kely toy ny kofehy na ny tady, ka ampiasaina amin' ny zavatra maro.
tohiny
Tarifa: (fr, tarif) a.: Fampisehoana indray mijery ny vidin'entana na ny ambaratongam-pahalafosan'ny sarandalana…tohiny
Tarigetra: a. (T - ar - igetra, jer. Tigetra): Zavatra boribory fisaka toy ny vola izay apetraka lavitra hizarana…tohiny
